Saba · 46/54
Fandikana Fanononana — Surah Saba
۞ قُلْ إِنَّمَا أَعِظُكُم بِوَاحِدَةٍ ۖ أَن تَقُومُوا لِلَّهِ مَثْنَىٰ وَفُرَادَىٰ ثُمَّ تَتَفَكَّرُوا ۚ مَا بِصَاحِبِكُم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ لَّكُم بَيْنَ يَدَيْ عَذَابٍ شَدِيدٍ ۝٤٦
Qul innamaaa a`izukum biwaahidatin an taqoomoo lillaahi masnaa wa furaadaa summa tatafakkaroo; maa bisaahibikum min jinnah; in huwa illaa nazeerul lakum baina yadai `azaabin shadeed
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : “ Zavatra iray ihany no ampirisihako anareo, dia ny hitsangananareo ho an’i Allah tsiroaroa, na tsirairay, ka handinihanareo avy eo. tsy azon-javatra mihitsy ny namanareo (Mohamady), fa mpampitandrina hanambara aminareo manoloana ilay famaizana mafy ihany izy ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 44-48 — Surah Saba

44وَمَا آتَيْنَاهُم مِّن كُتُبٍ يَدْرُسُونَهَا ۖ وَمَا أَرْسَلْنَا إِلَيْهِمْ قَبْلَكَ مِن نَّذِيرٍ
Tsy nomenay ny boky hianarana izy ireo. ary tsy nandefasanay mpampitandrina mihitsy teo amin’izy ireo talohanao.
45وَكَذَّبَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ وَمَا بَلَغُوا مِعْشَارَ مَا آتَيْنَاهُمْ فَكَذَّبُوا رُسُلِي ۖ فَكَيْفَ كَانَ نَكِيرِ
Nandà (ireo iraka) ireo talohan’izy ireo; tsy nahatratra ny ampahafolon’izay nomenay azy ireo ny an’ny mponin’ny Lameka. nataon’izy ireo ho mpandainga ireo iraka avy avy Amiko. ary nanao ahoana ny fanakianako (famaizako) azy ireo.
46۞ قُلْ إِنَّمَا أَعِظُكُم بِوَاحِدَةٍ ۖ أَن تَقُومُوا لِلَّهِ مَثْنَىٰ وَفُرَادَىٰ ثُمَّ تَتَفَكَّرُوا ۚ مَا بِصَاحِبِكُم مِّن جِنَّةٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا نَذِيرٌ لَّكُم بَيْنَ يَدَيْ عَذَابٍ شَدِيدٍ
Lazao hoe : “ Zavatra iray ihany no ampirisihako anareo, dia ny hitsangananareo ho an’i Allah tsiroaroa, na tsirairay, ka handinihanareo avy eo. tsy azon-javatra mihitsy ny namanareo (Mohamady), fa mpampitandrina hanambara aminareo manoloana ilay famaizana mafy ihany izy ”.
47قُلْ مَا سَأَلْتُكُم مِّنْ أَجْرٍ فَهُوَ لَكُمْ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَى اللَّهِ ۖ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدٌ
Lazao hoe : " Ny tambiny izay hangatahiko aminareo, dia ho anareo ihany. satria Allah irery ihany no manome tambiny ahy".
48قُلْ إِنَّ رَبِّي يَقْذِفُ بِالْحَقِّ عَلَّامُ الْغُيُوبِ
Teneno hoe : “ Marina fa ny Tompoko dia mandefa ny fahamarinana (amin’ireo Irany).Izy Ilay tena Mahalala ny zava-mafina ”.
SabaFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
46Andininy

Fandikana — Saba 46

Surah Saba Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : “ Zavatra iray ihany no ampirisihako anareo,…

Surah Andininy 46/54 — Surah Saba سبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Saba Henoy, Surah Saba Fandikana, Surah Saba mp3, Surah Saba pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers