Ash-Shura · 30/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
وَمَا أَصَابَكُم مِّن مُّصِيبَةٍ فَبِمَا كَسَبَتْ أَيْدِيكُمْ وَيَعْفُو عَن كَثِيرٍ ۝٣٠
Wa maaa asaabakum mim museebatin fabimaa kasabat aydeekum wa ya`foo `an kaseer
📖 Dikany Malagasy
Avy amin’izay nataon’ny tananareo ihany ny loza mihatra aminareo. Fa mamela heloka maro Izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 28-32 — Ash-Shura

28وَهُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ الْغَيْثَ مِن بَعْدِ مَا قَنَطُوا وَيَنشُرُ رَحْمَتَهُ ۚ وَهُوَ الْوَلِيُّ الْحَمِيدُ
Ary Izy no mampidina ny ranon’orana taorian’ny fahakivian’olona, ary mampiely ny famindram-pony fa Izy no ilay mpiahy, ilay mendri-piderana.
29وَمِنْ آيَاتِهِ خَلْقُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَثَّ فِيهِمَا مِن دَابَّةٍ ۚ وَهُوَ عَلَىٰ جَمْعِهِمْ إِذَا يَشَاءُ قَدِيرٌ
Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ny fahariana ny lanitra sy ny tany, ary ireo zava-manan’aina izay naparitany tao, manana fahefana hanongana azy ireo araka izay tiany Izy.
30وَمَا أَصَابَكُم مِّن مُّصِيبَةٍ فَبِمَا كَسَبَتْ أَيْدِيكُمْ وَيَعْفُو عَن كَثِيرٍ
Avy amin’izay nataon’ny tananareo ihany ny loza mihatra aminareo. Fa mamela heloka maro Izy.
31وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ فِي الْأَرْضِ ۖ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ
Tsy afaka handositra amin’ny herin’Allah eto an-tany ianareo ; ary tsy manana mpiahy, na mpiaro ankoatra an’I Allah.
32وَمِنْ آيَاتِهِ الْجَوَارِ فِي الْبَحْرِ كَالْأَعْلَامِ
Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ireo sambo mamakivaky ny ranomasina mitovy amin’ireo tendrombohitra.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Ash-Shura 30

Surah Ash-Shura Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy amin’izay nataon’ny tananareo ihany ny loza mihatra aminareo. Fa…

Surah Andininy 30/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers