Ash-Shura · 29/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
وَمِنْ آيَاتِهِ خَلْقُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَثَّ فِيهِمَا مِن دَابَّةٍ ۚ وَهُوَ عَلَىٰ جَمْعِهِمْ إِذَا يَشَاءُ قَدِيرٌ ۝٢٩
Wa min Aayaatihee khalqus samaawaati wal ardi wa maa bassa feehimaa min daaabbah; wa Huwa `alaa jam`ihim izaa yashaaa`u Qadeer
📖 Dikany Malagasy
Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ny fahariana ny lanitra sy ny tany, ary ireo zava-manan’aina izay naparitany tao, manana fahefana hanongana azy ireo araka izay tiany Izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 27-31 — Ash-Shura

27۞ وَلَوْ بَسَطَ اللَّهُ الرِّزْقَ لِعِبَادِهِ لَبَغَوْا فِي الْأَرْضِ وَلَٰكِن يُنَزِّلُ بِقَدَرٍ مَّا يَشَاءُ ۚ إِنَّهُ بِعِبَادِهِ خَبِيرٌ بَصِيرٌ
Fa raha manome an-kalalahana ny fanomezaNy amin’ireo mpanompony I Allah, dia hanao ny tafahoatra izy ireo ety an-tany; nefa ampidiniNy amin’ny antonony araka izay tiaNy izany. Fantany tsara ireo mpanompony, ary mahita azy ireo Izy.
28وَهُوَ الَّذِي يُنَزِّلُ الْغَيْثَ مِن بَعْدِ مَا قَنَطُوا وَيَنشُرُ رَحْمَتَهُ ۚ وَهُوَ الْوَلِيُّ الْحَمِيدُ
Ary Izy no mampidina ny ranon’orana taorian’ny fahakivian’olona, ary mampiely ny famindram-pony fa Izy no ilay mpiahy, ilay mendri-piderana.
29وَمِنْ آيَاتِهِ خَلْقُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَثَّ فِيهِمَا مِن دَابَّةٍ ۚ وَهُوَ عَلَىٰ جَمْعِهِمْ إِذَا يَشَاءُ قَدِيرٌ
Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ny fahariana ny lanitra sy ny tany, ary ireo zava-manan’aina izay naparitany tao, manana fahefana hanongana azy ireo araka izay tiany Izy.
30وَمَا أَصَابَكُم مِّن مُّصِيبَةٍ فَبِمَا كَسَبَتْ أَيْدِيكُمْ وَيَعْفُو عَن كَثِيرٍ
Avy amin’izay nataon’ny tananareo ihany ny loza mihatra aminareo. Fa mamela heloka maro Izy.
31وَمَا أَنتُم بِمُعْجِزِينَ فِي الْأَرْضِ ۖ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ
Tsy afaka handositra amin’ny herin’Allah eto an-tany ianareo ; ary tsy manana mpiahy, na mpiaro ankoatra an’I Allah.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — Ash-Shura 29

Surah Ash-Shura Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary anisan’ireo famantarana avy Aminy, ny fahariana ny lanitra sy…

Surah Andininy 29/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers