Az-Zukhruf · 3/89
Fandikana Fanononana — Az-Zukhruf
إِنَّا جَعَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ ۝٣
Innaa ja`alnaahu Quraanan `Arabiyyal la`allakum ta`qiloon
📖 Dikany Malagasy
Nataonay ny Koroany amin’ny fiteny arabo izany, mba hisainanareo
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Az-Zukhruf

1حم
Hà, Mîm.
2وَالْكِتَابِ الْمُبِينِ
Mianiana amin’ilay Boky mazava Aho.
3إِنَّا جَعَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Nataonay ny Koroany amin’ny fiteny arabo izany, mba hisainanareo
4وَإِنَّهُ فِي أُمِّ الْكِتَابِ لَدَيْنَا لَعَلِيٌّ حَكِيمٌ
Izay aty Aminay ao anatin’ny takelaka fototra, ambony indrindra, ary feno fahendrena.
5أَفَنَضْرِبُ عَنكُمُ الذِّكْرَ صَفْحًا أَن كُنتُمْ قَوْمًا مُّسْرِفِينَ
Moa tsy nomenay ny fampahatsiarovana va ianareo, nefa tsy niraharaha ianareo izany, satria olona mpanao ny tafahoatra ianareo ?
Az-ZukhrufFizahan-takila Koraña
89Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Az-Zukhruf 3

Surah Az-Zukhruf Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataonay ny Koroany amin’ny fiteny arabo izany, mba hisainanareo

Surah Andininy 3/89 — Az-Zukhruf الزخرف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zukhruf Henoy, Az-Zukhruf Fandikana, Az-Zukhruf mp3, Az-Zukhruf pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers