Az-Zukhruf · 4/89
Fandikana Fanononana — Az-Zukhruf
وَإِنَّهُ فِي أُمِّ الْكِتَابِ لَدَيْنَا لَعَلِيٌّ حَكِيمٌ ۝٤
Wa innahoo feee Ummil Kitaabi Ladainaa la`aliyyun hakeem
📖 Dikany Malagasy
Izay aty Aminay ao anatin’ny takelaka fototra, ambony indrindra, ary feno fahendrena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-6 — Az-Zukhruf

2وَالْكِتَابِ الْمُبِينِ
Mianiana amin’ilay Boky mazava Aho.
3إِنَّا جَعَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Nataonay ny Koroany amin’ny fiteny arabo izany, mba hisainanareo
4وَإِنَّهُ فِي أُمِّ الْكِتَابِ لَدَيْنَا لَعَلِيٌّ حَكِيمٌ
Izay aty Aminay ao anatin’ny takelaka fototra, ambony indrindra, ary feno fahendrena.
5أَفَنَضْرِبُ عَنكُمُ الذِّكْرَ صَفْحًا أَن كُنتُمْ قَوْمًا مُّسْرِفِينَ
Moa tsy nomenay ny fampahatsiarovana va ianareo, nefa tsy niraharaha ianareo izany, satria olona mpanao ny tafahoatra ianareo ?
6وَكَمْ أَرْسَلْنَا مِن نَّبِيٍّ فِي الْأَوَّلِينَ
Firifiry moa ny Mpaminany nalefanay tamin’ireo olona taloha !
Az-ZukhrufFizahan-takila Koraña
89Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Az-Zukhruf 4

Surah Az-Zukhruf Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay aty Aminay ao anatin’ny takelaka fototra, ambony indrindra, ary…

Surah Andininy 4/89 — Az-Zukhruf الزخرف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zukhruf Henoy, Az-Zukhruf Fandikana, Az-Zukhruf mp3, Az-Zukhruf pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers