Mohammady · 34/38
Fandikana Fanononana — Mohammady
إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ ثُمَّ مَاتُوا وَهُمْ كُفَّارٌ فَلَن يَغْفِرَ اللَّهُ لَهُمْ ۝٣٤
Innal lazeena kafaroo wa saddoo `an sabeelil laahi summa maatoo wa hum kuffaarun falany yaghfirallaahu lahum
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay tsy nino sy nisakana ny lalan’i Allah ary maty tao anatin’ny tsy finoana, dia tsy hamela heloka azy ireo na oviana na oviana Allah.
🎧 Henoy

📜 Andininy 32-36 — Mohammady

32إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَشَاقُّوا الرَّسُولَ مِن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ الْهُدَىٰ لَن يَضُرُّوا اللَّهَ شَيْئًا وَسَيُحْبِطُ أَعْمَالَهُمْ
Ireo tsy nino sy nisakana ny lalan’i Allah, ary nanohitra ny Mpaminany, taorian’ny nilazana mazava taminy ny lalana mahitsy, dia tsy afaka hanao ratsy amin’I Allah velively izy ireo. Ary hataon’I Allah very maina ny asan'izy ireo.
33۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَأَطِيعُوا الرَّسُولَ وَلَا تُبْطِلُوا أَعْمَالَكُمْ
Oh ianareo mpino ! Aoka ianareo hankatoa an’I Allah, ary aoka ihany koa hankatoa ny iraka, fa aza avela ho very maina ny asanareo.
34إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ ثُمَّ مَاتُوا وَهُمْ كُفَّارٌ فَلَن يَغْفِرَ اللَّهُ لَهُمْ
Ireo izay tsy nino sy nisakana ny lalan’i Allah ary maty tao anatin’ny tsy finoana, dia tsy hamela heloka azy ireo na oviana na oviana Allah.
35فَلَا تَهِنُوا وَتَدْعُوا إِلَى السَّلْمِ وَأَنتُمُ الْأَعْلَوْنَ وَاللَّهُ مَعَكُمْ وَلَن يَتِرَكُمْ أَعْمَالَكُمْ
Aza ketraka ianareo, ary aza miantso amin’ny fifampiraharahana ho ambony, satria miaraka aminareo hatrany Allah, ary tsy hanary ny valisoan'ny asanareo na oviana na oviana Izy.
36إِنَّمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا لَعِبٌ وَلَهْوٌ ۚ وَإِن تُؤْمِنُوا وَتَتَّقُوا يُؤْتِكُمْ أُجُورَكُمْ وَلَا يَسْأَلْكُمْ أَمْوَالَكُمْ
Lalao sy fialam-boly ihany ny fiainana eto an-tany, kanefa raha mino sy matahotra an’I Allah ianareo, dia omeny valisoa ianareo, ary tsy hangataka ny fanananareo Izy.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
34Andininy

Fandikana — Mohammady 34

Surah Mohammady Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay tsy nino sy nisakana ny lalan’i Allah ary…

Surah Andininy 34/38 — Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Mohammady Henoy, Mohammady Fandikana, Mohammady mp3, Mohammady pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers