Mohammady · 33/38
Fandikana Fanononana — Mohammady
۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَأَطِيعُوا الرَّسُولَ وَلَا تُبْطِلُوا أَعْمَالَكُمْ ٣٣
Transliteration
Yaaa ayyuhal lazeena aamanoo atee`ul laaha wa atee`ur Rasoola wa laa tubtilooo a`maalakum
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Oh ianareo mpino ! Aoka ianareo hankatoa an’I Allah, ary aoka ihany koa hankatoa ny iraka, fa aza avela ho very maina ny asanareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 31-35 — Mohammady
31وَلَنَبْلُوَنَّكُمْ حَتَّىٰ نَعْلَمَ الْمُجَاهِدِينَ مِنكُمْ وَالصَّابِرِينَ وَنَبْلُوَ أَخْبَارَكُمْ
Hampisedrainay tokoa ianareo mba hanavahanay ireo izay miady sy miaritra (nohon'ny anton’i Allah), ary hampihariharianay ny vaovao avy aminareo.
32إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَشَاقُّوا الرَّسُولَ مِن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ الْهُدَىٰ لَن يَضُرُّوا اللَّهَ شَيْئًا وَسَيُحْبِطُ أَعْمَالَهُمْ
Ireo tsy nino sy nisakana ny lalan’i Allah, ary nanohitra ny Mpaminany, taorian’ny nilazana mazava taminy ny lalana mahitsy, dia tsy afaka hanao ratsy amin’I Allah velively izy ireo. Ary hataon’I Allah very maina ny asan'izy ireo.
33۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا أَطِيعُوا اللَّهَ وَأَطِيعُوا الرَّسُولَ وَلَا تُبْطِلُوا أَعْمَالَكُمْ
Oh ianareo mpino ! Aoka ianareo hankatoa an’I Allah, ary aoka ihany koa hankatoa ny iraka, fa aza avela ho very maina ny asanareo.
34إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ ثُمَّ مَاتُوا وَهُمْ كُفَّارٌ فَلَن يَغْفِرَ اللَّهُ لَهُمْ
Ireo izay tsy nino sy nisakana ny lalan’i Allah ary maty tao anatin’ny tsy finoana, dia tsy hamela heloka azy ireo na oviana na oviana Allah.
35فَلَا تَهِنُوا وَتَدْعُوا إِلَى السَّلْمِ وَأَنتُمُ الْأَعْلَوْنَ وَاللَّهُ مَعَكُمْ وَلَن يَتِرَكُمْ أَعْمَالَكُمْ
Aza ketraka ianareo, ary aza miantso amin’ny fifampiraharahana ho ambony, satria miaraka aminareo hatrany Allah, ary tsy hanary ny valisoan'ny asanareo na oviana na oviana Izy.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
33Andininy
Fandikana — Mohammady 33
Surah Mohammady Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Oh ianareo mpino ! Aoka ianareo hankatoa an’I Allah, ary…Surah Andininy 33/38 — Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Mohammady Henoy, Mohammady Fandikana, Mohammady mp3, Mohammady pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








