Al-Hujurat · 2/18
Fandikana Fanononana — Al-Hujurat
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَرْفَعُوا أَصْوَاتَكُمْ فَوْقَ صَوْتِ النَّبِيِّ وَلَا تَجْهَرُوا لَهُ بِالْقَوْلِ كَجَهْرِ بَعْضِكُمْ لِبَعْضٍ أَن تَحْبَطَ أَعْمَالُكُمْ وَأَنتُمْ لَا تَشْعُرُونَ ٢
Transliteration
Yaa ayyuhal lazeena aamanoo laa tarfa`ooo aswaatakum fawqa sawtin Nabiyi wa laa tajharoo lahoo bilqawli kajahri ba`dikum liba `din an tahbata a `maalukum wa antum laa tash`uroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ianareo mpino ! Aza atao avo nohon'ny feon’ny mpaminany ny feonareo, ary aza mampiaka-peo ianareo rehefa miteny aminy, tahaka ny fifampiresahanareo samy ianareo, raha tsy izany dia ho very maina ny asanareo izay tsy ho tsapanareo akory.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-4 — Al-Hujurat
1يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تُقَدِّمُوا بَيْنَ يَدَيِ اللَّهِ وَرَسُولِهِ ۖ وَاتَّقُوا اللَّهَ ۚ إِنَّ اللَّهَ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ianareo mpino ! Aza mialoha lalana an’I Allah sy ny Irany ianareo. Ary aoka ianareo hatahotra an’I Allah. Fa mandre sy mahalala ny zava-drehetra Allah.
2يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَرْفَعُوا أَصْوَاتَكُمْ فَوْقَ صَوْتِ النَّبِيِّ وَلَا تَجْهَرُوا لَهُ بِالْقَوْلِ كَجَهْرِ بَعْضِكُمْ لِبَعْضٍ أَن تَحْبَطَ أَعْمَالُكُمْ وَأَنتُمْ لَا تَشْعُرُونَ
Ianareo mpino ! Aza atao avo nohon'ny feon’ny mpaminany ny feonareo, ary aza mampiaka-peo ianareo rehefa miteny aminy, tahaka ny fifampiresahanareo samy ianareo, raha tsy izany dia ho very maina ny asanareo izay tsy ho tsapanareo akory.
3إِنَّ الَّذِينَ يَغُضُّونَ أَصْوَاتَهُمْ عِندَ رَسُولِ اللَّهِ أُولَٰئِكَ الَّذِينَ امْتَحَنَ اللَّهُ قُلُوبَهُمْ لِلتَّقْوَىٰ ۚ لَهُم مَّغْفِرَةٌ وَأَجْرٌ عَظِيمٌ
Fa izay manalefaka ny feony rehefa eo akaikin'ny Irak’i Allah, dia izy ireny no efa nosedran’I Allah ny fony mba hanam-patahorana. Hahazo famelan-keloka sy valisoa lehibe izy ireo.
4إِنَّ الَّذِينَ يُنَادُونَكَ مِن وَرَاءِ الْحُجُرَاتِ أَكْثَرُهُمْ لَا يَعْقِلُونَ
Hamafisina fa ireo miantso mafy anao avy ao ambadiky ny efitrano dia tsy mandinika ny ankamaroan’izy ireo.
Al-HujuratFizahan-takila Koraña
18Andininy
MedinanRevelation
2Andininy
Fandikana — Al-Hujurat 2
Surah Al-Hujurat Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo mpino ! Aza atao avo nohon'ny feon’ny mpaminany ny…Surah Andininy 2/18 — Al-Hujurat الحجرات (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hujurat Henoy, Al-Hujurat Fandikana, Al-Hujurat mp3, Al-Hujurat pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








