Ar-Rahman · 49/78
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝٤٩
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?

🎧 Henoy

📜 Andininy 47-51 — Surah Ar-Rahman

47فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
48ذَوَاتَا أَفْنَانٍ
Izay misy ratsan-kazo maro.
49فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
50فِيهِمَا عَيْنَانِ تَجْرِيَانِ
Hisy loharano anankiroa mikoriana ao.
51فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
49Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 49

Surah Ar-Rahman Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo…

Surah Andininy 49/78 — Surah Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Rahman Henoy, Surah Ar-Rahman Fandikana, Surah Ar-Rahman mp3, Surah Ar-Rahman pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.

Koraña Masina

Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers