Ar-Rahman · 48/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
ذَوَاتَا أَفْنَانٍ ۝٤٨
Zawaataaa afnaan
📖 Dikany Malagasy
Izay misy ratsan-kazo maro.
🎧 Henoy

📜 Andininy 46-50 — Ar-Rahman

46وَلِمَنْ خَافَ مَقَامَ رَبِّهِ جَنَّتَانِ
Ary ho an’izay matahotra ny hitsangana eo anatrehan’ny Tompony dia hahazo zaridaina roa izy.
47فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
48ذَوَاتَا أَفْنَانٍ
Izay misy ratsan-kazo maro.
49فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
50فِيهِمَا عَيْنَانِ تَجْرِيَانِ
Hisy loharano anankiroa mikoriana ao.
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
48Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 48

Surah Ar-Rahman Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay misy ratsan-kazo maro.

Surah Andininy 48/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers