Al-Waqi'ah · 29/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَطَلْحٍ مَّنضُودٍ ۝٢٩
Wa talhim mandood
📖 Dikany Malagasy
Ary ho eo amin’ireo fototr’akondro misy lafiny vaventy.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 27-31 — Surah Al-Waqi'ah

27وَأَصْحَابُ الْيَمِينِ مَا أَصْحَابُ الْيَمِينِ
Ary ireo olon’ny an-kavanana. Iza moa ireo olon’ny an-kavanana ?
28فِي سِدْرٍ مَّخْضُودٍ
Ho eo amin’ny hazona mokonazy tsy misy tsilo izy ireo.
29وَطَلْحٍ مَّنضُودٍ
Ary ho eo amin’ireo fototr’akondro misy lafiny vaventy.
30وَظِلٍّ مَّمْدُودٍ
Ao anaty aloka midadasika.
31وَمَاءٍ مَّسْكُوبٍ
Eo amin’ny rano mikoriana lalandava.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 29

Surah Al-Waqi'ah Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ho eo amin’ireo fototr’akondro misy lafiny vaventy.

Surah Andininy 29/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers