Al-An'am · 103/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
لَّا تُدْرِكُهُ الْأَبْصَارُ وَهُوَ يُدْرِكُ الْأَبْصَارَ ۖ وَهُوَ اللَّطِيفُ الْخَبِيرُ ١٠٣
Transliteration
Laa tudrikuhul absaaru wa Huwa yudrikul absaara wa huwal Lateeful Khabeer
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy takatry ny fahitan’ny maso Izy ary Izy kosa dia mahatakatra izay hitan’ny maso. Ary Izy Ilay be Fangorahana sy Mahafantatra ny zava-drehetra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 101-105 — Al-An'am
101بَدِيعُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۖ أَنَّىٰ يَكُونُ لَهُ وَلَدٌ وَلَمْ تَكُن لَّهُ صَاحِبَةٌ ۖ وَخَلَقَ كُلَّ شَيْءٍ ۖ وَهُوَ بِكُلِّ شَيْءٍ عَلِيمٌ
Mpamorona ireo lanitra sy ny tany, koa ahoana no ananany zanaka kanefa tsy manana namana vavy Izy ? Ary Izy no Nahary ny zava-drehetra ary Izy no Mahalala ny zava-drehetra.
102ذَٰلِكُمُ اللَّهُ رَبُّكُمْ ۖ لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۖ خَالِقُ كُلِّ شَيْءٍ فَاعْبُدُوهُ ۚ وَهُوَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ وَكِيلٌ
Izany no Allah Tomponareo ! Tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ihany. Mpahary ny zava-drehetra, ka tompoinareo àry Izy. Ary Izy no misahana ny zava-drehetra
103لَّا تُدْرِكُهُ الْأَبْصَارُ وَهُوَ يُدْرِكُ الْأَبْصَارَ ۖ وَهُوَ اللَّطِيفُ الْخَبِيرُ
Tsy takatry ny fahitan’ny maso Izy ary Izy kosa dia mahatakatra izay hitan’ny maso. Ary Izy Ilay be Fangorahana sy Mahafantatra ny zava-drehetra.
104قَدْ جَاءَكُم بَصَائِرُ مِن رَّبِّكُمْ ۖ فَمَنْ أَبْصَرَ فَلِنَفْسِهِ ۖ وَمَنْ عَمِيَ فَعَلَيْهَا ۚ وَمَا أَنَا عَلَيْكُم بِحَفِيظٍ
Efa Tonga aminareo ireo porofo mazava avy amin’ny Tomponareo, ka izay mahita mazava dia ho an’ny tenany izany ary izay mijanona ho jamba kosa dia fahavoazana ho azy izany ary Izaho dia tsy ho Mpiambina anareo velively.
105وَكَذَٰلِكَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ وَلِيَقُولُوا دَرَسْتَ وَلِنُبَيِّنَهُ لِقَوْمٍ يَعْلَمُونَ
Ary tahaka izany no hamakafakanay ireo fanambarana mba hitenenan’izy ireo manao hoe : “nianatra Ianao”. Ary mba hanazavanay izany amin’ny vahoaka mahalala.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
103Andininy
Fandikana — Al-An'am 103
Surah Al-An'am Andininy 103 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy takatry ny fahitan’ny maso Izy ary Izy kosa dia…Surah Andininy 103/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 101–105. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








