An-Nazi'at · 15/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ مُوسَىٰ ۝١٥
Hal ataaka hadeethu Musaa
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tonga taminao ny tantaran'i Moosa?

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah An-Nazi'at

13فَإِنَّمَا هِيَ زَجْرَةٌ وَاحِدَةٌ
Aza mangataka ny hanalavitra fa tsy hisy afa-tsy antso tokana ihany izany.
14فَإِذَا هُم بِالسَّاهِرَةِ
Ary dia indro izy ireo ho eo ambonin'ny tanim-pitsarana
15هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ مُوسَىٰ
Moa ve tonga taminao ny tantaran'i Moosa?
16إِذْ نَادَاهُ رَبُّهُ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى
Tamin'ny niantsoan'ny Tompony azy tao an-dohasaha masin'i To'a?
17اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana ianao any amin'ny Farao, fa raha ny tena marina dia efa mpikomy izy.
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 15

Surah An-Nazi'at Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tonga taminao ny tantaran'i Moosa?

Surah Andininy 15/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers