Al-Anfal · 29/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَتَّقُوا اللَّهَ يَجْعَل لَّكُمْ فُرْقَانًا وَيُكَفِّرْ عَنكُمْ سَيِّئَاتِكُمْ وَيَغْفِرْ لَكُمْ ۗ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ ۝٢٩
Yaaa aiyuhal lazeena aamanooo in tattaqul laaha yaj`al lakum furqaananw wa yukaffir `ankum saiyi aatikum wa yaghfir lakum; wallaahu zul fadlil `azeem
📖 Dikany Malagasy
O ianareo mpino ! Raha matahotra an’Allah ianareo, dia homeny ny fahafahana manavaka ianareo (ny tsara sy ny ratsy), ka hofafany ny ratsy vitanareo, ary avelany ny helokareo. satria Allah no loharanon’ny fahasoavana lehibe.
🎧 Henoy

📜 Andininy 27-31 — Al-Anfal

27يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَخُونُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ وَتَخُونُوا أَمَانَاتِكُمْ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hamitaka an’Allah sy ilay Iraka, ary aza mivadika amin’ny fitokiana napetraka taminareo, izay efa fantatrareo.
28وَاعْلَمُوا أَنَّمَا أَمْوَالُكُمْ وَأَوْلَادُكُمْ فِتْنَةٌ وَأَنَّ اللَّهَ عِندَهُ أَجْرٌ عَظِيمٌ
Ary fantaronareo fa ny harembenareo sy ireo zanakareo dia fitsapana ihany, fa any amin’Allah no misy valisoa lehibe.
29يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِن تَتَّقُوا اللَّهَ يَجْعَل لَّكُمْ فُرْقَانًا وَيُكَفِّرْ عَنكُمْ سَيِّئَاتِكُمْ وَيَغْفِرْ لَكُمْ ۗ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
O ianareo mpino ! Raha matahotra an’Allah ianareo, dia homeny ny fahafahana manavaka ianareo (ny tsara sy ny ratsy), ka hofafany ny ratsy vitanareo, ary avelany ny helokareo. satria Allah no loharanon’ny fahasoavana lehibe.
30وَإِذْ يَمْكُرُ بِكَ الَّذِينَ كَفَرُوا لِيُثْبِتُوكَ أَوْ يَقْتُلُوكَ أَوْ يُخْرِجُوكَ ۚ وَيَمْكُرُونَ وَيَمْكُرُ اللَّهُ ۖ وَاللَّهُ خَيْرُ الْمَاكِرِينَ
Ary tsarovinao raha niteti-dratsy anao ireo tsy mpino, ka hisambotra anao na hamono anao mihitsy aza, na handroaka anao. Dia niray tetika daholo izy rehetra, nefa noravan’Allah ny tetik’izy ireo, fa avo fitetika indrindra Allah.
31وَإِذَا تُتْلَىٰ عَلَيْهِمْ آيَاتُنَا قَالُوا قَدْ سَمِعْنَا لَوْ نَشَاءُ لَقُلْنَا مِثْلَ هَٰذَا ۙ إِنْ هَٰذَا إِلَّا أَسَاطِيرُ الْأَوَّلِينَ
Ary raha vakina eo amin’izy ireo fanambaranay dia miteny izy ireo hoe: efa henonay raha sitrakay dia mahavita tahaka izany koa izahay tsy inona izany afa tsy ireo anganon’ireo olona tany aloha ihany.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
29Andininy

Fandikana — Al-Anfal 29

Surah Al-Anfal Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : O ianareo mpino ! Raha matahotra an’Allah ianareo, dia homeny…

Surah Andininy 29/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers