Al-Buruj · 17/22
Fandikana Fanononana — Surah Al-Buruj
هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ الْجُنُودِ ۝١٧
Hal ataaka hadeesul junood
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tonga tany aminao ny tantaran'ireo tafika?

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-Buruj

15ذُو الْعَرْشِ الْمَجِيدُ
Ilay Tompon'ny seza fiandrianana be voninahitra.
16فَعَّالٌ لِّمَا يُرِيدُ
Mahanteraka izay sitrany.
17هَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ الْجُنُودِ
Moa ve tonga tany aminao ny tantaran'ireo tafika?
18فِرْعَوْنَ وَثَمُودَ
Dia ny tafik'i Farao sy ny an'i Samodo izany
19بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا فِي تَكْذِيبٍ
nefa indrisy, fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Buruj 17

Surah Al-Buruj Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tonga tany aminao ny tantaran'ireo tafika?

Surah Andininy 17/22 — Surah Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Buruj Henoy, Surah Al-Buruj Fandikana, Surah Al-Buruj mp3, Surah Al-Buruj pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers