At-Tawbah · 9/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
اشْتَرَوْا بِآيَاتِ اللَّهِ ثَمَنًا قَلِيلًا فَصَدُّوا عَن سَبِيلِهِ ۚ إِنَّهُمْ سَاءَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ ٩
Transliteration
Ishtaraw bi Aayaatil laahi samanan qaleelan fasaddoo `an sabeelih; innahum saaa`a maa kaanoo ya`maloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Namidin’izy ireo amin’ny vidiny mora tokoa ny Fanambaran’i Allah, ka nosakanan’izy ireo ny lalàny marina fa tena ratsy tokoa izany asa nataon’izy ireo izany.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 7-11 — At-Tawbah
7كَيْفَ يَكُونُ لِلْمُشْرِكِينَ عَهْدٌ عِندَ اللَّهِ وَعِندَ رَسُولِهِ إِلَّا الَّذِينَ عَاهَدتُّمْ عِندَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ ۖ فَمَا اسْتَقَامُوا لَكُمْ فَاسْتَقِيمُوا لَهُمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ يُحِبُّ الْمُتَّقِينَ
Ahoana moa no hananan’ireo mpanompo sampy ny fifanarahana eken’i Allah sy ilay Irany, afa-tsy noho izy ireo nanaovanareo fifanarahana akaikin’ilay Masjid masina, raha mbola manaja ny mpifanaraka taminareo izy ireo dia hajao ihany koa ny fifanarahana tamin’izy ireo. Marina fa i Allah dia tia ireo mpatahotra Azy.
8كَيْفَ وَإِن يَظْهَرُوا عَلَيْكُمْ لَا يَرْقُبُوا فِيكُمْ إِلًّا وَلَا ذِمَّةً ۚ يُرْضُونَكُم بِأَفْوَاهِهِمْ وَتَأْبَىٰ قُلُوبُهُمْ وَأَكْثَرُهُمْ فَاسِقُونَ
Ahoana moa raha sendra mandresy Anareo izy ireo izay tsy manaja Anareo, na mikasika ny fihavanana izany na momban'ny fifanekena efa vita, fa ataon’izy ireo izay ahafa-po Anareo am-bava fotsiny nefa mandà izany ny fon’izy ireo, satria ny ankamaroan’izy ireo dia mpanao ny asa ratsy.
9اشْتَرَوْا بِآيَاتِ اللَّهِ ثَمَنًا قَلِيلًا فَصَدُّوا عَن سَبِيلِهِ ۚ إِنَّهُمْ سَاءَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Namidin’izy ireo amin’ny vidiny mora tokoa ny Fanambaran’i Allah, ka nosakanan’izy ireo ny lalàny marina fa tena ratsy tokoa izany asa nataon’izy ireo izany.
10لَا يَرْقُبُونَ فِي مُؤْمِنٍ إِلًّا وَلَا ذِمَّةً ۚ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُعْتَدُونَ
Tsy manaja velively ny mpino izy ireo na amin’ny fihavanana na amin'ny fifanekena, ary izy irery no tena mpandika ny lalàna.
11فَإِن تَابُوا وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ وَآتَوُا الزَّكَاةَ فَإِخْوَانُكُمْ فِي الدِّينِ ۗ وَنُفَصِّلُ الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَعْلَمُونَ
Nefa izy ireo raha mibebaka sy manatanteraka ny Soalat sy mamoaka ny Zakat dia ho rahalahinareo ara-pinoana. Ary izahay dia manazava amin’ny antsipirihany ireo fanambarana ho an’ny vahoaka izay mahalala.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
9Andininy
Fandikana — At-Tawbah 9
Surah At-Tawbah Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Namidin’izy ireo amin’ny vidiny mora tokoa ny Fanambaran’i Allah, ka…Surah Andininy 9/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







