Ash-Sharh · 6/8
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Sharh
إِنَّ مَعَ الْعُسْرِ يُسْرًا ۝٦
Inna ma`al `usri yusra
📖 Dikany Malagasy
Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Ash-Sharh

4وَرَفَعْنَا لَكَ ذِكْرَكَ
Ary nasandray ho ambony ny anaranao
5فَإِنَّ مَعَ الْعُسْرِ يُسْرًا
Tena marina fa aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
6إِنَّ مَعَ الْعُسْرِ يُسْرًا
Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
7فَإِذَا فَرَغْتَ فَانصَبْ
Ka rehefa malalaka ianao dia mitsangana.
8وَإِلَىٰ رَبِّكَ فَارْغَب
Ary manàna faniriana ho any amin'ny Tomponao.
Ash-SharhFizahan-takila Koraña
8Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Ash-Sharh 6

Surah Ash-Sharh Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.

Surah Andininy 6/8 — Surah Ash-Sharh الشرح (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Sharh Henoy, Surah Ash-Sharh Fandikana, Surah Ash-Sharh mp3, Surah Ash-Sharh pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers