Ad-Duha · 9/11
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Duha
فَأَمَّا الْيَتِيمَ فَلَا تَقْهَرْ ۝٩
Fa am mal yateema fala taqhar
📖 Dikany Malagasy
Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty.

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Ad-Duha

7وَوَجَدَكَ ضَالًّا فَهَدَىٰ
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.
8وَوَجَدَكَ عَائِلًا فَأَغْنَىٰ
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.
9فَأَمَّا الْيَتِيمَ فَلَا تَقْهَرْ
Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty.
10وَأَمَّا السَّائِلَ فَلَا تَنْهَرْ
Ary aza atosi-boho-tanana ny mpangataka,
11وَأَمَّا بِنِعْمَةِ رَبِّكَ فَحَدِّثْ
Fa lazao kosa ireo fahasoavan'ny Tomponao.
Ad-DuhaFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Ad-Duha 9

Surah Ad-Duha Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty.

Surah Andininy 9/11 — Surah Ad-Duha الضحى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Duha Henoy, Surah Ad-Duha Fandikana, Surah Ad-Duha mp3, Surah Ad-Duha pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers