Ad-Duha · 7/11
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Duha
وَوَجَدَكَ ضَالًّا فَهَدَىٰ ۝٧
Wa wa jadaka daal lan fahada
📖 Dikany Malagasy
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 5-9 — Surah Ad-Duha

5وَلَسَوْفَ يُعْطِيكَ رَبُّكَ فَتَرْضَىٰ
Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany.
6أَلَمْ يَجِدْكَ يَتِيمًا فَآوَىٰ
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?
7وَوَجَدَكَ ضَالًّا فَهَدَىٰ
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.
8وَوَجَدَكَ عَائِلًا فَأَغْنَىٰ
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.
9فَأَمَّا الْيَتِيمَ فَلَا تَقْهَرْ
Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty.
Ad-DuhaFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Ad-Duha 7

Surah Ad-Duha Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.

Surah Andininy 7/11 — Surah Ad-Duha الضحى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Duha Henoy, Surah Ad-Duha Fandikana, Surah Ad-Duha mp3, Surah Ad-Duha pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers