Ad-Duha · 8/11
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Duha
وَوَجَدَكَ عَائِلًا فَأَغْنَىٰ ۝٨
Wa wa jadaka `aa-ilan fa aghnaa
📖 Dikany Malagasy
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Ad-Duha

6أَلَمْ يَجِدْكَ يَتِيمًا فَآوَىٰ
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?
7وَوَجَدَكَ ضَالًّا فَهَدَىٰ
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.
8وَوَجَدَكَ عَائِلًا فَأَغْنَىٰ
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.
9فَأَمَّا الْيَتِيمَ فَلَا تَقْهَرْ
Koa aza manao tsindry hazo lena ny kamboty.
10وَأَمَّا السَّائِلَ فَلَا تَنْهَرْ
Ary aza atosi-boho-tanana ny mpangataka,
Ad-DuhaFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Ad-Duha 8

Surah Ad-Duha Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny…

Surah Andininy 8/11 — Surah Ad-Duha الضحى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Duha Henoy, Surah Ad-Duha Fandikana, Surah Ad-Duha mp3, Surah Ad-Duha pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers