Ad-Duha · 3/11
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Duha
مَا وَدَّعَكَ رَبُّكَ وَمَا قَلَىٰ ۝٣
Ma wad da`aka rabbuka wa ma qalaa
📖 Dikany Malagasy
Fa tsy nandao sy tsy nankahala anao ny Tomponao,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-5 — Surah Ad-Duha

1وَالضُّحَىٰ
Mianiana Aho amin'ny misandratr'andro.
2وَاللَّيْلِ إِذَا سَجَىٰ
Sy ny amin'ny alina mikitroka.
3مَا وَدَّعَكَ رَبُّكَ وَمَا قَلَىٰ
Fa tsy nandao sy tsy nankahala anao ny Tomponao,
4وَلَلْآخِرَةُ خَيْرٌ لَّكَ مِنَ الْأُولَىٰ
Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany.
5وَلَسَوْفَ يُعْطِيكَ رَبُّكَ فَتَرْضَىٰ
Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany.
Ad-DuhaFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Ad-Duha 3

Surah Ad-Duha Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa tsy nandao sy tsy nankahala anao ny Tomponao,

Surah Andininy 3/11 — Surah Ad-Duha الضحى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Duha Henoy, Surah Ad-Duha Fandikana, Surah Ad-Duha mp3, Surah Ad-Duha pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers