Ad-Duha · 4/11
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Duha
وَلَلْآخِرَةُ خَيْرٌ لَّكَ مِنَ الْأُولَىٰ ۝٤
Walal-aakhiratu khairul laka minal-oola
📖 Dikany Malagasy
Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 2-6 — Surah Ad-Duha

2وَاللَّيْلِ إِذَا سَجَىٰ
Sy ny amin'ny alina mikitroka.
3مَا وَدَّعَكَ رَبُّكَ وَمَا قَلَىٰ
Fa tsy nandao sy tsy nankahala anao ny Tomponao,
4وَلَلْآخِرَةُ خَيْرٌ لَّكَ مِنَ الْأُولَىٰ
Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany.
5وَلَسَوْفَ يُعْطِيكَ رَبُّكَ فَتَرْضَىٰ
Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany.
6أَلَمْ يَجِدْكَ يَتِيمًا فَآوَىٰ
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?
Ad-DuhaFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Ad-Duha 4

Surah Ad-Duha Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny…

Surah Andininy 4/11 — Surah Ad-Duha الضحى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Duha Henoy, Surah Ad-Duha Fandikana, Surah Ad-Duha mp3, Surah Ad-Duha pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers