Ad-Duha · 6/11
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Duha
أَلَمْ يَجِدْكَ يَتِيمًا فَآوَىٰ ۝٦
Alam ya jidka yateeman fa aawaa
📖 Dikany Malagasy
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 4-8 — Surah Ad-Duha

4وَلَلْآخِرَةُ خَيْرٌ لَّكَ مِنَ الْأُولَىٰ
Ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra ho anao nohon'ny fiainana eto an-tany.
5وَلَسَوْفَ يُعْطِيكَ رَبُّكَ فَتَرْضَىٰ
Hanome fahasoavana ho anao ny Tomponao ka dia ho afa-po tokoa ianao noho izany.
6أَلَمْ يَجِدْكَ يَتِيمًا فَآوَىٰ
Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy noraisiny ?
7وَوَجَدَكَ ضَالًّا فَهَدَىٰ
Hitany tao anaty fahaverezana ianao ka dia notarihiny.
8وَوَجَدَكَ عَائِلًا فَأَغْنَىٰ
ary hitany tao anatin'ny fahantrana lalina ianao ka dia nomeny ny ampy.
Ad-DuhaFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Ad-Duha 6

Surah Ad-Duha Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa va tsy hitany tao anatin'ny fahakambotiana ianao ka tsy…

Surah Andininy 6/11 — Surah Ad-Duha الضحى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Duha Henoy, Surah Ad-Duha Fandikana, Surah Ad-Duha mp3, Surah Ad-Duha pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers