Houd · 11/123
Fandikana Fanononana — Houd
إِلَّا الَّذِينَ صَبَرُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ أُولَٰئِكَ لَهُم مَّغْفِرَةٌ وَأَجْرٌ كَبِيرٌ ۝١١
Illal lazeena sabaroo wa `amilus saalihaati ulaaa`ika lahum maghfiratunw wa ajrun kabeer
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ireo izay maharitra sy manao ny asa soa. Izy ireny no ahazo famelan-keloka sy valisoa lehibe.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Houd

9وَلَئِنْ أَذَقْنَا الْإِنسَانَ مِنَّا رَحْمَةً ثُمَّ نَزَعْنَاهَا مِنْهُ إِنَّهُ لَيَئُوسٌ كَفُورٌ
Ary raha ampanandramanay ny olombelona ny fahasoavana avy Aminay, ka esorinay Aminy izany, dia indro Izy fa diso fanantenana sy tsy mankasitraka.
10وَلَئِنْ أَذَقْنَاهُ نَعْمَاءَ بَعْدَ ضَرَّاءَ مَسَّتْهُ لَيَقُولَنَّ ذَهَبَ السَّيِّئَاتُ عَنِّي ۚ إِنَّهُ لَفَرِحٌ فَخُورٌ
Ary raha ampanandramanay Azy ny fahasambarana taorian’ny fahoriana nanjo Azy, dia hiteny izy ka hanao hoe : " Nanalavitra ahy ireo ratsy ”, indro izy fa tena faly sy mirehareha.
11إِلَّا الَّذِينَ صَبَرُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ أُولَٰئِكَ لَهُم مَّغْفِرَةٌ وَأَجْرٌ كَبِيرٌ
Afa-tsy ireo izay maharitra sy manao ny asa soa. Izy ireny no ahazo famelan-keloka sy valisoa lehibe.
12فَلَعَلَّكَ تَارِكٌ بَعْضَ مَا يُوحَىٰ إِلَيْكَ وَضَائِقٌ بِهِ صَدْرُكَ أَن يَقُولُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ كَنزٌ أَوْ جَاءَ مَعَهُ مَلَكٌ ۚ إِنَّمَا أَنتَ نَذِيرٌ ۚ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ وَكِيلٌ
Angamba Ianao hamela ny ampahany amin’ny fanambarana izay nalefanay taminao, ary ahatsapa tery ny tratranao noho izany. Satria hiteny izy ireo hanao hoe : ” Nahoana tsy harena sarobidy no nampidinina taminy ? ” na koa : " Nahoana no tsy tonga niaraka taminy ny Anjely ? ” tena marina fa Ianao dia mpampitandrina ihany, ary i Allah no Mpandrindra ny zava-drehetra.
13أَمْ يَقُولُونَ افْتَرَاهُ ۖ قُلْ فَأْتُوا بِعَشْرِ سُوَرٍ مِّثْلِهِ مُفْتَرَيَاتٍ وَادْعُوا مَنِ اسْتَطَعْتُم مِّن دُونِ اللَّهِ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Na koa hiteny izy ireo hanao hoe : " Noforonony izany (koroany) izany. Lazao hoe : " Mitondraha àry Ianareo toko folo mitovy amin’ity, izay noforoninareo, ary antsoy izay afaka hanampy Anareo ankoatr’i Allah raha marina ny teninareo.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Houd 11

Surah Houd Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ireo izay maharitra sy manao ny asa soa. Izy…

Surah Andininy 11/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers