Houd · 10/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَلَئِنْ أَذَقْنَاهُ نَعْمَاءَ بَعْدَ ضَرَّاءَ مَسَّتْهُ لَيَقُولَنَّ ذَهَبَ السَّيِّئَاتُ عَنِّي ۚ إِنَّهُ لَفَرِحٌ فَخُورٌ ۝١٠
Wala`in azaqnaahu na`maaa`a ba`da darraaa`a massat hu la yaqoolanna zahabas saiyiaatu `anneee; innahoo lafarihun fakhoor
📖 Dikany Malagasy
Ary raha ampanandramanay Azy ny fahasambarana taorian’ny fahoriana nanjo Azy, dia hiteny izy ka hanao hoe : " Nanalavitra ahy ireo ratsy ”, indro izy fa tena faly sy mirehareha.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Houd

8وَلَئِنْ أَخَّرْنَا عَنْهُمُ الْعَذَابَ إِلَىٰ أُمَّةٍ مَّعْدُودَةٍ لَّيَقُولُنَّ مَا يَحْبِسُهُ ۗ أَلَا يَوْمَ يَأْتِيهِمْ لَيْسَ مَصْرُوفًا عَنْهُمْ وَحَاقَ بِهِم مَّا كَانُوا بِهِ يَسْتَهْزِئُونَ
Ary raha ahemotray amin’izy ireo ny sazy mandra-pahatongan’ny fotoana voafetra dia tena hilaza Izy ireo ka hanao hoe : ” Inona no mitazona izany ? ” Ary amin’ny andro hatongavan’izany amin’izy ireo dia tsy voavily hiala amin’izy ireo izany. Ary handrakotra azy ireo izay noesoesoiny.
9وَلَئِنْ أَذَقْنَا الْإِنسَانَ مِنَّا رَحْمَةً ثُمَّ نَزَعْنَاهَا مِنْهُ إِنَّهُ لَيَئُوسٌ كَفُورٌ
Ary raha ampanandramanay ny olombelona ny fahasoavana avy Aminay, ka esorinay Aminy izany, dia indro Izy fa diso fanantenana sy tsy mankasitraka.
10وَلَئِنْ أَذَقْنَاهُ نَعْمَاءَ بَعْدَ ضَرَّاءَ مَسَّتْهُ لَيَقُولَنَّ ذَهَبَ السَّيِّئَاتُ عَنِّي ۚ إِنَّهُ لَفَرِحٌ فَخُورٌ
Ary raha ampanandramanay Azy ny fahasambarana taorian’ny fahoriana nanjo Azy, dia hiteny izy ka hanao hoe : " Nanalavitra ahy ireo ratsy ”, indro izy fa tena faly sy mirehareha.
11إِلَّا الَّذِينَ صَبَرُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ أُولَٰئِكَ لَهُم مَّغْفِرَةٌ وَأَجْرٌ كَبِيرٌ
Afa-tsy ireo izay maharitra sy manao ny asa soa. Izy ireny no ahazo famelan-keloka sy valisoa lehibe.
12فَلَعَلَّكَ تَارِكٌ بَعْضَ مَا يُوحَىٰ إِلَيْكَ وَضَائِقٌ بِهِ صَدْرُكَ أَن يَقُولُوا لَوْلَا أُنزِلَ عَلَيْهِ كَنزٌ أَوْ جَاءَ مَعَهُ مَلَكٌ ۚ إِنَّمَا أَنتَ نَذِيرٌ ۚ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ وَكِيلٌ
Angamba Ianao hamela ny ampahany amin’ny fanambarana izay nalefanay taminao, ary ahatsapa tery ny tratranao noho izany. Satria hiteny izy ireo hanao hoe : ” Nahoana tsy harena sarobidy no nampidinina taminy ? ” na koa : " Nahoana no tsy tonga niaraka taminy ny Anjely ? ” tena marina fa Ianao dia mpampitandrina ihany, ary i Allah no Mpandrindra ny zava-drehetra.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Houd 10

Surah Houd Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha ampanandramanay Azy ny fahasambarana taorian’ny fahoriana nanjo Azy,…

Surah Andininy 10/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers