Al-Falaq · 3/5
Fandikana Fanononana — Al-Falaq
وَمِن شَرِّ غَاسِقٍ إِذَا وَقَبَ  ۝٣
Wa min sharri ghasiqin iza waqab
📖 Dikany Malagasy
sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Al-Falaq

1قُلۡ أَعُوذُ بِرَبِّ ٱلۡفَلَقِ 
Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
2مِن شَرِّ مَا خَلَقَ 
manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany
3وَمِن شَرِّ غَاسِقٍ إِذَا وَقَبَ 
sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
4وَمِن شَرِّ ٱلنَّفَّٰثَٰتِ فِي ٱلۡعُقَدِ 
Hanohitra ny haratsian'ireo mpamosavy, mpitsoka amin'ny vona Izy,
5وَمِن شَرِّ حَاسِدٍ إِذَا حَسَدَ 
sy ny haratsian’ireo mpialona rehefa velom-pialonana
Al-FalaqFizahan-takila Koraña
5Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Falaq 3

Surah Andininy 3/5 — Al-Falaq الفلق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Falaq Henoy, Al-Falaq Fandikana, Al-Falaq mp3, Al-Falaq pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers