Ar-Ra'd · 24/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
سَلَامٌ عَلَيْكُم بِمَا صَبَرْتُمْ ۚ فَنِعْمَ عُقْبَى الدَّارِ ۝٢٤
Salaamun `alaikum bimaa sabartum; fani`ma `uqbad daar
📖 Dikany Malagasy
“ Fiadanana ho Anareo, noho izay niharetanareo ! ” ho tsara tokoa ny fonenanareo any am-parany ! ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 22-26 — Ar-Ra'd

22وَالَّذِينَ صَبَرُوا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِمْ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ وَأَنفَقُوا مِمَّا رَزَقْنَاهُمْ سِرًّا وَعَلَانِيَةً وَيَدْرَءُونَ بِالْحَسَنَةِ السَّيِّئَةَ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عُقْبَى الدَّارِ
Ary ireo izay maharitra amin’ny fikatsahana ny fankasitrahan’i Tompon’izy ireo, manatanteraka ny Soalat, sy mandany izay (fananana) nomenay azy ireo, ankihafina na ankarihary ary manohitra ny ratsy amin’ny tsara, ho azy ireo ny fonenana tsara any am-parany.
23جَنَّاتُ عَدْنٍ يَدْخُلُونَهَا وَمَن صَلَحَ مِنْ آبَائِهِمْ وَأَزْوَاجِهِمْ وَذُرِّيَّاتِهِمْ ۖ وَالْمَلَائِكَةُ يَدْخُلُونَ عَلَيْهِم مِّن كُلِّ بَابٍ
Ny zaridaina Edena izay hidiran’izy ireo, sy ireo mpino mendrika avy amin’ny razambeny, ireo vadiny, ary ireo taranany dia hiditra ao amin’izy ireo, isam-baravarana ireo Anjely.
24سَلَامٌ عَلَيْكُم بِمَا صَبَرْتُمْ ۚ فَنِعْمَ عُقْبَى الدَّارِ
“ Fiadanana ho Anareo, noho izay niharetanareo ! ” ho tsara tokoa ny fonenanareo any am-parany ! ”
25وَالَّذِينَ يَنقُضُونَ عَهْدَ اللَّهِ مِن بَعْدِ مِيثَاقِهِ وَيَقْطَعُونَ مَا أَمَرَ اللَّهُ بِهِ أَن يُوصَلَ وَيُفْسِدُونَ فِي الْأَرْضِ ۙ أُولَٰئِكَ لَهُمُ اللَّعْنَةُ وَلَهُمْ سُوءُ الدَّارِ
Ireo izay mivadika amin'ny fifanekena amin’i Allah aorian’ny fanekena izany, sy manapaka izay nirahin’i Allah atambatra ary manao fanakorontanana eto an-tany, izy ireo tokoa no maty antoka.
26اللَّهُ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ وَفَرِحُوا بِالْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا فِي الْآخِرَةِ إِلَّا مَتَاعٌ
Allah dia mizara ankalalahana ny anjara fiainana ho an’izay sitrany ary mametraka izany. Ary izy ireo dia faly tamin’ny fiainana teto an-tany, ary tsy inona ny fiainana eto an-tany raha ampitaina amin’ny any an-koatra afa-tsy fahafinaretana miserana ihany.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
24Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 24

Surah Ar-Ra'd Andininy 24 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “ Fiadanana ho Anareo, noho izay niharetanareo ! ” ho…

Surah Andininy 24/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 22–26. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers