An-Nahl · 112/128
Fandikana Fanononana — Surah An-Nahl
وَضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا قَرْيَةً كَانَتْ آمِنَةً مُّطْمَئِنَّةً يَأْتِيهَا رِزْقُهَا رَغَدًا مِّن كُلِّ مَكَانٍ فَكَفَرَتْ بِأَنْعُمِ اللَّهِ فَأَذَاقَهَا اللَّهُ لِبَاسَ الْجُوعِ وَالْخَوْفِ بِمَا كَانُوا يَصْنَعُونَ ۝١١٢
Wa darabal laahu masalan qaryatan kaanat aaminatam mutma`innatany yaaateehaa rizquhaa rghadam min kulli makaanin fakafarat bi an`umil laahi fa azaaqahal laahu libaasal joo`i walkhawfi bimaa kaanoo yasna`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary nanao fanoharana tanàna iray Allah, tao anatin’ny fitoniana sy filaminana tanteraka, ka tonga betsaka Taminy ny anjara fivelomany avy amin’ny toerana rehetra. Ka tsy nankasitraka ny fahasoavan’i Allah (ireo tao an-tanàna). Koa dia nampandramanin’i Allah azy ireo ny hanoanana sy ny tahotra, noho ny nataon’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 110-114 — Surah An-Nahl

110ثُمَّ إِنَّ رَبَّكَ لِلَّذِينَ هَاجَرُوا مِن بَعْدِ مَا فُتِنُوا ثُمَّ جَاهَدُوا وَصَبَرُوا إِنَّ رَبَّكَ مِن بَعْدِهَا لَغَفُورٌ رَّحِيمٌ
Fa ny Tomponao tokoa, ho an’ireo izay nifindra-monina taorian’ny fitsapana nianjady tamin’izy ireo, avy eo niady (tamin’ny làlan’i Allah) sy niaritra...ny Tomponao aorian’izany dia tena Mpamela heloka sy be Indrafo.
111۞ يَوْمَ تَأْتِي كُلُّ نَفْسٍ تُجَادِلُ عَن نَّفْسِهَا وَتُوَفَّىٰ كُلُّ نَفْسٍ مَّا عَمِلَتْ وَهُمْ لَا يُظْلَمُونَ
(Tsarovy) ny Andro izay ahatongavan’ny fanahy tsirairay, hiaro ny tenany, ary hovaliana amin’ny asa izay nataony ny tsirairay, ka tsy hiangarana izy ireo.
112وَضَرَبَ اللَّهُ مَثَلًا قَرْيَةً كَانَتْ آمِنَةً مُّطْمَئِنَّةً يَأْتِيهَا رِزْقُهَا رَغَدًا مِّن كُلِّ مَكَانٍ فَكَفَرَتْ بِأَنْعُمِ اللَّهِ فَأَذَاقَهَا اللَّهُ لِبَاسَ الْجُوعِ وَالْخَوْفِ بِمَا كَانُوا يَصْنَعُونَ
Ary nanao fanoharana tanàna iray Allah, tao anatin’ny fitoniana sy filaminana tanteraka, ka tonga betsaka Taminy ny anjara fivelomany avy amin’ny toerana rehetra. Ka tsy nankasitraka ny fahasoavan’i Allah (ireo tao an-tanàna). Koa dia nampandramanin’i Allah azy ireo ny hanoanana sy ny tahotra, noho ny nataon’izy ireo.
113وَلَقَدْ جَاءَهُمْ رَسُولٌ مِّنْهُمْ فَكَذَّبُوهُ فَأَخَذَهُمُ الْعَذَابُ وَهُمْ ظَالِمُونَ
Ary efa tonga tamin’izy ireo ny Iraka avy amin’izy ireo ihany, ka nataon’izy ireo ho mpandainga Izy. Ary dia nianjady tamin’izy ireo ny famaizana noho izy ireo mpanao ny tsy rariny.
114فَكُلُوا مِمَّا رَزَقَكُمُ اللَّهُ حَلَالًا طَيِّبًا وَاشْكُرُوا نِعْمَتَ اللَّهِ إِن كُنتُمْ إِيَّاهُ تَعْبُدُونَ
Koa mihinana àry ianareo amin’izay anjara fivelomana nomen’i Allah anareo, amin’izay tsy voarara sy tsara. Ary misaora amin’ny fahasoavan’i Allah ianareo, raha Izy tokoa no Tompoinareo.
An-NahlFizahan-takila Koraña
128Andininy
MeccanRevelation
112Andininy

Fandikana — An-Nahl 112

Surah An-Nahl Andininy 112 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nanao fanoharana tanàna iray Allah, tao anatin’ny fitoniana sy…

Surah Andininy 112/128 — Surah An-Nahl النحل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nahl Henoy, Surah An-Nahl Fandikana, Surah An-Nahl mp3, Surah An-Nahl pdf. Andininy 110–114. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers