Al-Baqarah · 17/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
مَثَلُهُمْ كَمَثَلِ الَّذِي اسْتَوْقَدَ نَارًا فَلَمَّا أَضَاءَتْ مَا حَوْلَهُ ذَهَبَ اللَّهُ بِنُورِهِمْ وَتَرَكَهُمْ فِي ظُلُمَاتٍ لَّا يُبْصِرُونَ ١٧
Transliteration
Masaluhum kamasalillazis tawqada naaran falammaaa adaaa`at maa hawlahoo zahabal laahu binoorihim wa tarakahum fee zulumaatil laa yubsiroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy ireny dia mitovy tahaka ny olona iray izay nandrehitra afo; ka rehefa nampazava ny manodidina azy izany afo izany dia nesorin'i Tompo Allah ny hazavana teo amin'izy ireo ary navelany tao anaty haizim-pito tsy mahita na inona na inona intsony izy ireo
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 15-19 — Al-Baqarah
15اللَّهُ يَسْتَهْزِئُ بِهِمْ وَيَمُدُّهُمْ فِي طُغْيَانِهِمْ يَعْمَهُونَ
Allah no hamazivazy azy ireo, ary hanosika azy hanampy ny fihoaram-pefy fanaony, ka hizotra hatrany amin’ny fahaverezany izy ireo.
16أُولَٰئِكَ الَّذِينَ اشْتَرَوُا الضَّلَالَةَ بِالْهُدَىٰ فَمَا رَبِحَت تِّجَارَتُهُمْ وَمَا كَانُوا مُهْتَدِينَ
Ireo olona ireo no nividy ny fahaverezana tamin’ny làlamarina; kanefa dia tsy namokatra ny raharaham-barotra nataony, no sady tsy nizotra tamin'ny làla-marina.
17مَثَلُهُمْ كَمَثَلِ الَّذِي اسْتَوْقَدَ نَارًا فَلَمَّا أَضَاءَتْ مَا حَوْلَهُ ذَهَبَ اللَّهُ بِنُورِهِمْ وَتَرَكَهُمْ فِي ظُلُمَاتٍ لَّا يُبْصِرُونَ
Izy ireny dia mitovy tahaka ny olona iray izay nandrehitra afo; ka rehefa nampazava ny manodidina azy izany afo izany dia nesorin'i Tompo Allah ny hazavana teo amin'izy ireo ary navelany tao anaty haizim-pito tsy mahita na inona na inona intsony izy ireo
18صُمٌّ بُكْمٌ عُمْيٌ فَهُمْ لَا يَرْجِعُونَ
Marenina, moana, ary jamba tokoa izy ireo; ka tsy hafaka miverin-dàlana intsony.
19أَوْ كَصَيِّبٍ مِّنَ السَّمَاءِ فِيهِ ظُلُمَاتٌ وَرَعْدٌ وَبَرْقٌ يَجْعَلُونَ أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِم مِّنَ الصَّوَاعِقِ حَذَرَ الْمَوْتِ ۚ وَاللَّهُ مُحِيطٌ بِالْكَافِرِينَ
Na tahaka ny ora-mikija avy any an-danitra, izay arahin’ny haizina mikitroka sy kotro-baratra ary tselatra, ka manampin-tsofina amin’ny rantsan-tanany noho ny hamafisany kotro-baratra izy ireo satria matahotra ny fahafatesana, ary i Tompo Allah dia mahafehy tanteraka ireo tsy manam-pinoana
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
17Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 17
Surah Al-Baqarah Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireny dia mitovy tahaka ny olona iray izay nandrehitra…Surah Andininy 17/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








