Al-Baqarah · 18/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
صُمٌّ بُكْمٌ عُمْيٌ فَهُمْ لَا يَرْجِعُونَ ۝١٨
Summum bukmun `umyun fahum laa yarji`oon
📖 Dikany Malagasy
Marenina, moana, ary jamba tokoa izy ireo; ka tsy hafaka miverin-dàlana intsony.

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Surah Al-Baqarah

16أُولَٰئِكَ الَّذِينَ اشْتَرَوُا الضَّلَالَةَ بِالْهُدَىٰ فَمَا رَبِحَت تِّجَارَتُهُمْ وَمَا كَانُوا مُهْتَدِينَ
Ireo olona ireo no nividy ny fahaverezana tamin’ny làlamarina; kanefa dia tsy namokatra ny raharaham-barotra nataony, no sady tsy nizotra tamin'ny làla-marina.
17مَثَلُهُمْ كَمَثَلِ الَّذِي اسْتَوْقَدَ نَارًا فَلَمَّا أَضَاءَتْ مَا حَوْلَهُ ذَهَبَ اللَّهُ بِنُورِهِمْ وَتَرَكَهُمْ فِي ظُلُمَاتٍ لَّا يُبْصِرُونَ
Izy ireny dia mitovy tahaka ny olona iray izay nandrehitra afo; ka rehefa nampazava ny manodidina azy izany afo izany dia nesorin'i Tompo Allah ny hazavana teo amin'izy ireo ary navelany tao anaty haizim-pito tsy mahita na inona na inona intsony izy ireo
18صُمٌّ بُكْمٌ عُمْيٌ فَهُمْ لَا يَرْجِعُونَ
Marenina, moana, ary jamba tokoa izy ireo; ka tsy hafaka miverin-dàlana intsony.
19أَوْ كَصَيِّبٍ مِّنَ السَّمَاءِ فِيهِ ظُلُمَاتٌ وَرَعْدٌ وَبَرْقٌ يَجْعَلُونَ أَصَابِعَهُمْ فِي آذَانِهِم مِّنَ الصَّوَاعِقِ حَذَرَ الْمَوْتِ ۚ وَاللَّهُ مُحِيطٌ بِالْكَافِرِينَ
Na tahaka ny ora-mikija avy any an-danitra, izay arahin’ny haizina mikitroka sy kotro-baratra ary tselatra, ka manampin-tsofina amin’ny rantsan-tanany noho ny hamafisany kotro-baratra izy ireo satria matahotra ny fahafatesana, ary i Tompo Allah dia mahafehy tanteraka ireo tsy manam-pinoana
20يَكَادُ الْبَرْقُ يَخْطَفُ أَبْصَارَهُمْ ۖ كُلَّمَا أَضَاءَ لَهُم مَّشَوْا فِيهِ وَإِذَا أَظْلَمَ عَلَيْهِمْ قَامُوا ۚ وَلَوْ شَاءَ اللَّهُ لَذَهَبَ بِسَمْعِهِمْ وَأَبْصَارِهِمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Saika nopahon’ny tselatra ny mason’izy ireo, ka isaka ny manazava azy izy, dia manararaotra mamindra ao anatin’izany izy, ary isaka ny miverina eo aminy indray ny haizina, dia mijanona izy. Ary raha sitrak’Allah, dia azony nofoanana tanteraka teo amin’ny fiainany manontolo ny fandrenesana sy ny fahiratan’izy ireo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 18

Surah Al-Baqarah Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marenina, moana, ary jamba tokoa izy ireo; ka tsy hafaka…

Surah Andininy 18/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers