Al-Baqarah · 207/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَمِنَ النَّاسِ مَن يَشْرِي نَفْسَهُ ابْتِغَاءَ مَرْضَاتِ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ رَءُوفٌ بِالْعِبَادِ ٢٠٧
Transliteration
Wa minan naasi mai yashree nafsahub tighaaa`a mardaatil laah; wallaahu ra`oofum bil`ibaad
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary misy amin’ny olombelona izay mahafoy ny tenany amin’ny fitadiavana ny fankasitrahan’i Allah. Ary Allah dia be fitsimbinana an'ireo mpanompony.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 205-209 — Al-Baqarah
205وَإِذَا تَوَلَّىٰ سَعَىٰ فِي الْأَرْضِ لِيُفْسِدَ فِيهَا وَيُهْلِكَ الْحَرْثَ وَالنَّسْلَ ۗ وَاللَّهُ لَا يُحِبُّ الْفَسَادَ
Koa raha vao miamboho izy, dia manao izay hampiely fanimbana ety an-tany, ka hanapotika ny fambolena sy ny biby fiompy. Fa Allah, tsy mankasitraka ny fanimbana.
206وَإِذَا قِيلَ لَهُ اتَّقِ اللَّهَ أَخَذَتْهُ الْعِزَّةُ بِالْإِثْمِ ۚ فَحَسْبُهُ جَهَنَّمُ ۚ وَلَبِئْسَ الْمِهَادُ
Ary raha tenenina izy hoe : “ Matahora an’i Allah Ianao ”, dia entin’ny fanambonian-tena feno fahotana izy, ka ampy azy ny Afobe. ary tperana ratsy tokoa izany !
207وَمِنَ النَّاسِ مَن يَشْرِي نَفْسَهُ ابْتِغَاءَ مَرْضَاتِ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ رَءُوفٌ بِالْعِبَادِ
Ary misy amin’ny olombelona izay mahafoy ny tenany amin’ny fitadiavana ny fankasitrahan’i Allah. Ary Allah dia be fitsimbinana an'ireo mpanompony.
208يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا ادْخُلُوا فِي السِّلْمِ كَافَّةً وَلَا تَتَّبِعُوا خُطُوَاتِ الشَّيْطَانِ ۚ إِنَّهُ لَكُمْ عَدُوٌّ مُّبِينٌ
خ هanareo mpino! :Midira ao amin’ny fanolorantena tanteraka (Islam), ary aza manaraka ny famindran’i satana, satria fahavalo miseholany ho anareo izy.
209فَإِن زَلَلْتُم مِّن بَعْدِ مَا جَاءَتْكُمُ الْبَيِّنَاتُ فَاعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Fa raha solafaka ianareo, taorian’ny nahatongavan‘ireo fanambarana (porofo mazava) taminareo, dia fantaro fa Allah dia tena Mahery sy Hendry.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
207Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 207
Surah Al-Baqarah Andininy 207 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary misy amin’ny olombelona izay mahafoy ny tenany amin’ny fitadiavana…Surah Andininy 207/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 205–209. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








