Al-Hajj · 27/78
Fandikana Fanononana — Al-Hajj
وَأَذِّن فِي النَّاسِ بِالْحَجِّ يَأْتُوكَ رِجَالًا وَعَلَىٰ كُلِّ ضَامِرٍ يَأْتِينَ مِن كُلِّ فَجٍّ عَمِيقٍ ۝٢٧
Wa azzin fin naasi bil Hajji yaatooka rijaalanw wa `alaa kulli daamiriny yaateena min kulli fajjin `ameeq
📖 Dikany Malagasy
Antsoy ny olona ho amin’ny fivahinianana masina. Fa ho tonga eo aminao izy ireo, am-pandehanana an-tongotra sy amin’ny alalan’ny biby fitaingina, izay avy amin’ny lalana lavitra rehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 25-29 — Al-Hajj

25إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَيَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَالْمَسْجِدِ الْحَرَامِ الَّذِي جَعَلْنَاهُ لِلنَّاسِ سَوَاءً الْعَاكِفُ فِيهِ وَالْبَادِ ۚ وَمَن يُرِدْ فِيهِ بِإِلْحَادٍ بِظُلْمٍ نُّذِقْهُ مِنْ عَذَابٍ أَلِيمٍ
Fa ireo izay tsy mino sy misakana ny lalan’I Allah kosa ary ny toeram-pivavahana masina izay nataonay ho an’olona, na ho an’ireo tompon-toerana ao, na ho an’ireo mpivahiny ka n'iza n'iza mitady hanao ratsy ao, amin’ny tsy rariny, dia hampanandramanay azy ny sazy mangirifiry.
26وَإِذْ بَوَّأْنَا لِإِبْرَاهِيمَ مَكَانَ الْبَيْتِ أَن لَّا تُشْرِكْ بِي شَيْئًا وَطَهِّرْ بَيْتِيَ لِلطَّائِفِينَ وَالْقَائِمِينَ وَالرُّكَّعِ السُّجُودِ
Ary raha natoronay an’i Abrahama ny toeran’ny Trano : ”Aza akambanao amin’ny hafa Aho ; ary diovy ny tranoko ho an’ireo mpihodidina, sy ho an’ireo mpitsangana, ary ho an’ireo mpiondrika mpiankohoka.
27وَأَذِّن فِي النَّاسِ بِالْحَجِّ يَأْتُوكَ رِجَالًا وَعَلَىٰ كُلِّ ضَامِرٍ يَأْتِينَ مِن كُلِّ فَجٍّ عَمِيقٍ
Antsoy ny olona ho amin’ny fivahinianana masina. Fa ho tonga eo aminao izy ireo, am-pandehanana an-tongotra sy amin’ny alalan’ny biby fitaingina, izay avy amin’ny lalana lavitra rehetra.
28لِّيَشْهَدُوا مَنَافِعَ لَهُمْ وَيَذْكُرُوا اسْمَ اللَّهِ فِي أَيَّامٍ مَّعْلُومَاتٍ عَلَىٰ مَا رَزَقَهُم مِّن بَهِيمَةِ الْأَنْعَامِ ۖ فَكُلُوا مِنْهَا وَأَطْعِمُوا الْبَائِسَ الْفَقِيرَ
Mba handray anjara amin’ireo tombotsoa izay omena azy ireo sy hahatsiaro ny anaran’I Allah mandritra ny andro voafetra; amin’ny biby fiompy izay anjara nomena azy ireo, ary mihinàna amin’izany ianareo, ary ampihinano koa ireo mahantra.
29ثُمَّ لْيَقْضُوا تَفَثَهُمْ وَلْيُوفُوا نُذُورَهُمْ وَلْيَطَّوَّفُوا بِالْبَيْتِ الْعَتِيقِ
Avy eo, aoka izy ireo hanala ireo fady rehetra hatreo, hanatanteraka ny voadin’izy ireo, ary hanao fihodinana manodidina ilay Trano Tranaina.
Al-HajjFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
27Andininy

Fandikana — Al-Hajj 27

Surah Al-Hajj Andininy 27 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Antsoy ny olona ho amin’ny fivahinianana masina. Fa ho tonga…

Surah Andininy 27/78 — Al-Hajj الحج (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hajj Henoy, Al-Hajj Fandikana, Al-Hajj mp3, Al-Hajj pdf. Andininy 25–29. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers