Iloaran'i Imrana · 132/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
وَأَطِيعُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ ۝١٣٢
Wa atee`ul laaha war Rasoola la`allakum turhamoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ankatoavinareo i Allah sy ny Iraka, angamba hahazo famindram-po Ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 130-134 — Surah Iloaran'i Imrana

130يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَأْكُلُوا الرِّبَا أَضْعَافًا مُّضَاعَفَةً ۖ وَاتَّقُوا اللَّهَ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Ô Ianareo izay nino ! Aza mihinana Ribà (zana-bola) izay mampitombo mihoa-pampana ny renim-bola Ianareo, ary matahora an’i Allah, angamba ahazo fahombiazana Ianareo.
131وَاتَّقُوا النَّارَ الَّتِي أُعِدَّتْ لِلْكَافِرِينَ
Ary matahora ny Afobe izay voahomana ho an’ireo tsy mpino Ianareo.
132وَأَطِيعُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary ankatoavinareo i Allah sy ny Iraka, angamba hahazo famindram-po Ianareo.
133۞ وَسَارِعُوا إِلَىٰ مَغْفِرَةٍ مِّن رَّبِّكُمْ وَجَنَّةٍ عَرْضُهَا السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ أُعِدَّتْ لِلْمُتَّقِينَ
Ary mifaninàna Ianareo mankany amin’ny famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo, ary ho any amin’ny Zaridaina (Paradisa) izay midadasika toy ireo lanitra sy ny tany, izay efa nomanina ho an’ireo manam-patahorana.
134الَّذِينَ يُنفِقُونَ فِي السَّرَّاءِ وَالضَّرَّاءِ وَالْكَاظِمِينَ الْغَيْظَ وَالْعَافِينَ عَنِ النَّاسِ ۗ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُحْسِنِينَ
Ireo izay mamoaka ny harenan'izy ireo ao am-pahalalahana sy an-katerena, sy mahafehy ny hatezeran'izy ireo, ary mahalefitra amin’Olombelona. Ary i Allah dia tia ireo mpanao ny tsara.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
132Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 132

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 132 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ankatoavinareo i Allah sy ny Iraka, angamba hahazo famindram-po…

Surah Andininy 132/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 130–134. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers