Ar-Rum · 7/60
Fandikana Fanononana — Ar-Rum
يَعْلَمُونَ ظَاهِرًا مِّنَ الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَهُمْ عَنِ الْآخِرَةِ هُمْ غَافِلُونَ ۝٧
Ya`lamoona zaahiram minal hayaatid dunya wa hum `anil Aakhirati hum ghaafiloon
📖 Dikany Malagasy
Mahalala ny endrika ivelan’ny fiainana eto an-tany izy ireo, fa variana kosa mikasika ny fiainana any an-koatra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 5-9 — Ar-Rum

5بِنَصْرِ اللَّهِ ۚ يَنصُرُ مَن يَشَاءُ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Nohon'ny fanavotan’i Allah. Manavotra izay sitrany Izy, ary Izy Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo.
6وَعْدَ اللَّهِ ۖ لَا يُخْلِفُ اللَّهُ وَعْدَهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَعْلَمُونَ
Izany no fampanantenan’i Allah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany mihitsy Allah, nefa ny ankamaroan’ireo olona dia tsy mahafantatra.
7يَعْلَمُونَ ظَاهِرًا مِّنَ الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَهُمْ عَنِ الْآخِرَةِ هُمْ غَافِلُونَ
Mahalala ny endrika ivelan’ny fiainana eto an-tany izy ireo, fa variana kosa mikasika ny fiainana any an-koatra.
8أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا فِي أَنفُسِهِم ۗ مَّا خَلَقَ اللَّهُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ وَأَجَلٍ مُّسَمًّى ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ بِلِقَاءِ رَبِّهِمْ لَكَافِرُونَ
Moa tsy nandinika tamin’ny tenany ve izy ireo? I Allah dia tsy nahary ireo lanitra sy ny tany ary izay manelanelana azy ireo, raha tsy nohon'ny fahamarinana, ary ho amin’ny fe-potoana voafetra.Tena maro anefa ireo olona, no tsy mino ny fihaonana amin’ny Tompon’izy ireo.
9أَوَلَمْ يَسِيرُوا فِي الْأَرْضِ فَيَنظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۚ كَانُوا أَشَدَّ مِنْهُمْ قُوَّةً وَأَثَارُوا الْأَرْضَ وَعَمَرُوهَا أَكْثَرَ مِمَّا عَمَرُوهَا وَجَاءَتْهُمْ رُسُلُهُم بِالْبَيِّنَاتِ ۖ فَمَا كَانَ اللَّهُ لِيَظْلِمَهُمْ وَلَٰكِن كَانُوا أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ
Moa ve tsy nandeha nitety tany izy ireo, mba hijereny izay niafaran’ireo niaina teo alohany ? Izy ireny dia natanjaka lavitra tamin'ny herim-batana, niasa ny tany, ary nameno izany mihoatra lavitra noho izay nataon’izy ireo. Ary tonga tamin’izy ireo, ireo Irany niaraka tamin’ny porofo mazava.Tsy i Allah mihitsy no nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo, fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany.
Ar-RumFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Ar-Rum 7

Surah Ar-Rum Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mahalala ny endrika ivelan’ny fiainana eto an-tany izy ireo, fa…

Surah Andininy 7/60 — Ar-Rum الروم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rum Henoy, Ar-Rum Fandikana, Ar-Rum mp3, Ar-Rum pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers