Ar-Rum · 6/60
Fandikana Fanononana — Ar-Rum
وَعْدَ اللَّهِ ۖ لَا يُخْلِفُ اللَّهُ وَعْدَهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَعْلَمُونَ ۝٦
Wa`dal laahi laa yukhliful laahu wa`dahoo wa laakin na aksaran naasi laa ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Izany no fampanantenan’i Allah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany mihitsy Allah, nefa ny ankamaroan’ireo olona dia tsy mahafantatra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 4-8 — Ar-Rum

4فِي بِضْعِ سِنِينَ ۗ لِلَّهِ الْأَمْرُ مِن قَبْلُ وَمِن بَعْدُ ۚ وَيَوْمَئِذٍ يَفْرَحُ الْمُؤْمِنُونَ
Ao anatin’ny taona vitsivitsy. An’i Allah ny didy, hatramin’ny voalohany sy hatramin’ny farany, ary amin’izany andro izany dia hifaly ireo mpino
5بِنَصْرِ اللَّهِ ۚ يَنصُرُ مَن يَشَاءُ ۖ وَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Nohon'ny fanavotan’i Allah. Manavotra izay sitrany Izy, ary Izy Ilay Tsitoha, Ilay be Indrafo.
6وَعْدَ اللَّهِ ۖ لَا يُخْلِفُ اللَّهُ وَعْدَهُ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَ النَّاسِ لَا يَعْلَمُونَ
Izany no fampanantenan’i Allah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany mihitsy Allah, nefa ny ankamaroan’ireo olona dia tsy mahafantatra.
7يَعْلَمُونَ ظَاهِرًا مِّنَ الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَهُمْ عَنِ الْآخِرَةِ هُمْ غَافِلُونَ
Mahalala ny endrika ivelan’ny fiainana eto an-tany izy ireo, fa variana kosa mikasika ny fiainana any an-koatra.
8أَوَلَمْ يَتَفَكَّرُوا فِي أَنفُسِهِم ۗ مَّا خَلَقَ اللَّهُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ وَأَجَلٍ مُّسَمًّى ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ بِلِقَاءِ رَبِّهِمْ لَكَافِرُونَ
Moa tsy nandinika tamin’ny tenany ve izy ireo? I Allah dia tsy nahary ireo lanitra sy ny tany ary izay manelanelana azy ireo, raha tsy nohon'ny fahamarinana, ary ho amin’ny fe-potoana voafetra.Tena maro anefa ireo olona, no tsy mino ny fihaonana amin’ny Tompon’izy ireo.
Ar-RumFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Ar-Rum 6

Surah Ar-Rum Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no fampanantenan’i Allah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany mihitsy Allah,…

Surah Andininy 6/60 — Ar-Rum الروم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rum Henoy, Ar-Rum Fandikana, Ar-Rum mp3, Ar-Rum pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers