Loqmana · 2/34
Fandikana Fanononana — Surah Loqmana
تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْحَكِيمِ ۝٢
Tilka Aayaatul Kitaabil Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Indro ireo andinin’ilay Boky feno fahendrena.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-4 — Surah Loqmana

1الم
Alif, Làm, Mìm
2تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْحَكِيمِ
Indro ireo andinin’ilay Boky feno fahendrena.
3هُدًى وَرَحْمَةً لِّلْمُحْسِنِينَ
Tari-dàlana sy famindram-pò ho an’izay mpanao soa.
4الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any an-koatra.
LoqmanaFizahan-takila Koraña
34Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Loqmana 2

Surah Loqmana Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indro ireo andinin’ilay Boky feno fahendrena.

Surah Andininy 2/34 — Surah Loqmana لقمان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Loqmana Henoy, Surah Loqmana Fandikana, Surah Loqmana mp3, Surah Loqmana pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers