Loqmana · 3/34
Fandikana Fanononana — Loqmana
هُدًى وَرَحْمَةً لِّلْمُحْسِنِينَ ٣
Transliteration
Hudanw wa rahmatal lilmuhsineen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tari-dàlana sy famindram-pò ho an’izay mpanao soa.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-5 — Loqmana
1الم
Alif, Làm, Mìm
2تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْحَكِيمِ
Indro ireo andinin’ilay Boky feno fahendrena.
3هُدًى وَرَحْمَةً لِّلْمُحْسِنِينَ
Tari-dàlana sy famindram-pò ho an’izay mpanao soa.
4الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any an-koatra.
5أُولَٰئِكَ عَلَىٰ هُدًى مِّن رَّبِّهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Izy ireny no amin'ny làla-mahitsy avy amin'ny Tompon'izy ireo, ary izy ireny no nahazo ny fahombiazana.
LoqmanaFizahan-takila Koraña
34Andininy
MeccanRevelation
3Andininy
Fandikana — Loqmana 3
Surah Loqmana Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tari-dàlana sy famindram-pò ho an’izay mpanao soa.Surah Andininy 3/34 — Loqmana لقمان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Loqmana Henoy, Loqmana Fandikana, Loqmana mp3, Loqmana pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








