Al-Ahzab · 34/73
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahzab
وَاذْكُرْنَ مَا يُتْلَىٰ فِي بُيُوتِكُنَّ مِنْ آيَاتِ اللَّهِ وَالْحِكْمَةِ ۚ إِنَّ اللَّهَ كَانَ لَطِيفًا خَبِيرًا ۝٣٤
Wazkurna maa yutlaa fee bu yootikunna min aayaatil laahi wal Hikmah; innal laaha kaana lateefan Khabeera
📖 Dikany Malagasy
Ary tsarovinareo izay novakiana tamin’ireo fanambaran’i Allah sy ny fahendrena (avy amin’ny Mpaminany) tao an-tranonareo. Allah dia be Fangorahana sy Mahalala tanteraka ny zava-drehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 32-36 — Surah Al-Ahzab

32يَا نِسَاءَ النَّبِيِّ لَسْتُنَّ كَأَحَدٍ مِّنَ النِّسَاءِ ۚ إِنِ اتَّقَيْتُنَّ فَلَا تَخْضَعْنَ بِالْقَوْلِ فَيَطْمَعَ الَّذِي فِي قَلْبِهِ مَرَضٌ وَقُلْنَ قَوْلًا مَّعْرُوفًا
Ry vadin’ny Mpaminany! Tsy mitovy amin’ny vehivavy hafa rehetra ianareo. Raha tena manam-patahorana ianareo, dia aoka tsy hiangoty loatra amin’ny fomba fiteny, mba tsy hampitsiriritra izay manana fo marary. Fa manaova fiteny maotina.
33وَقَرْنَ فِي بُيُوتِكُنَّ وَلَا تَبَرَّجْنَ تَبَرُّجَ الْجَاهِلِيَّةِ الْأُولَىٰ ۖ وَأَقِمْنَ الصَّلَاةَ وَآتِينَ الزَّكَاةَ وَأَطِعْنَ اللَّهَ وَرَسُولَهُ ۚ إِنَّمَا يُرِيدُ اللَّهُ لِيُذْهِبَ عَنكُمُ الرِّجْسَ أَهْلَ الْبَيْتِ وَيُطَهِّرَكُمْ تَطْهِيرًا
Mijanòna ianareo ao an-tokantranonareo; fa aza misehoseho tena tahaka ireo vehivavy tamin’ ny andron’ny tsy fahalalana (talohan’ny finoana Islamo). Ary tanterahonareo ny Soalat (vavaka), omenareo ny Zakat (harena fiantrana), ary ankatoavinareo Allah sy ny Irany. Allah dia tsy mitady afa-tsy ny hanala ny fahalotoana aminareo ry fianakavian’ny Mpaminany, sy ny hanadio anareo tanteraka.
34وَاذْكُرْنَ مَا يُتْلَىٰ فِي بُيُوتِكُنَّ مِنْ آيَاتِ اللَّهِ وَالْحِكْمَةِ ۚ إِنَّ اللَّهَ كَانَ لَطِيفًا خَبِيرًا
Ary tsarovinareo izay novakiana tamin’ireo fanambaran’i Allah sy ny fahendrena (avy amin’ny Mpaminany) tao an-tranonareo. Allah dia be Fangorahana sy Mahalala tanteraka ny zava-drehetra.
35إِنَّ الْمُسْلِمِينَ وَالْمُسْلِمَاتِ وَالْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ وَالْقَانِتِينَ وَالْقَانِتَاتِ وَالصَّادِقِينَ وَالصَّادِقَاتِ وَالصَّابِرِينَ وَالصَّابِرَاتِ وَالْخَاشِعِينَ وَالْخَاشِعَاتِ وَالْمُتَصَدِّقِينَ وَالْمُتَصَدِّقَاتِ وَالصَّائِمِينَ وَالصَّائِمَاتِ وَالْحَافِظِينَ فُرُوجَهُمْ وَالْحَافِظَاتِ وَالذَّاكِرِينَ اللَّهَ كَثِيرًا وَالذَّاكِرَاتِ أَعَدَّ اللَّهُ لَهُم مَّغْفِرَةً وَأَجْرًا عَظِيمًا
Ireo mpankatò an’ Allah lahy sy vavy, ireo mpino lahy sy vavy, ireo mpanolo-tena lahy sy vavy, ireo olo-marina lahy sy vavy, ireo manam-paharetana lahy sy vavy, ireo mpanetri-tena lahy sy vavy, ireo tia miantra olona, lahy sy vavy, ireo mpifehy tena lahy sy vavy, ireo mpiaro ny fahadiovan-tenany lahy sy vavy, ireo mpahatsiaro an’i Allah mandrakariva lahy sy vavy; Allah dia nanomana famelan-keloka sy valisoa lehibe ho azy ireo.
36وَمَا كَانَ لِمُؤْمِنٍ وَلَا مُؤْمِنَةٍ إِذَا قَضَى اللَّهُ وَرَسُولُهُ أَمْرًا أَن يَكُونَ لَهُمُ الْخِيَرَةُ مِنْ أَمْرِهِمْ ۗ وَمَن يَعْصِ اللَّهَ وَرَسُولَهُ فَقَدْ ضَلَّ ضَلَالًا مُّبِينًا
Tsy anjaran’ny mpino lahy na mpino vavy, rehefa misy zavatra voatapak’i Allah sy ny Irany, no hisafidy araka izay fomba tiany amin’ny raharahan’izy ireo. Ary na iza na iza no tsy mankatò an’i Allah sy ny Irany, dia tena very amin’ny fahaverezana miharihary.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 34

Surah Al-Ahzab Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsarovinareo izay novakiana tamin’ireo fanambaran’i Allah sy ny fahendrena…

Surah Andininy 34/73 — Surah Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahzab Henoy, Surah Al-Ahzab Fandikana, Surah Al-Ahzab mp3, Surah Al-Ahzab pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers