Al-Ahzab · 46/73
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahzab
وَدَاعِيًا إِلَى اللَّهِ بِإِذْنِهِ وَسِرَاجًا مُّنِيرًا ٤٦
Transliteration
Wa daa`iyan ilal laahi bi iznihee wa siraajam muneeraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary ho mpiantso ho any amin’i Allah avy amin’ny alalany; ary toy ny jiro mpanazava.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 44-48 — Surah Al-Ahzab
44تَحِيَّتُهُمْ يَوْمَ يَلْقَوْنَهُ سَلَامٌ ۚ وَأَعَدَّ لَهُمْ أَجْرًا كَرِيمًا
Ny fiarahaban’izy ireo amin’ny andro izay hihaonan’izy ireo Aminy dia ny hoe : “ SALAM ” (fiadanana), ary nanomana valisoa an-kalalahana ho azy ireo Izy.
45يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ إِنَّا أَرْسَلْنَاكَ شَاهِدًا وَمُبَشِّرًا وَنَذِيرًا
Ry Mpaminany (Mohammad)! Izahay dia nandefa anao ho vavolombelona, sy mpilaza vaovao mahafaly, ary mpampitandrina.
46وَدَاعِيًا إِلَى اللَّهِ بِإِذْنِهِ وَسِرَاجًا مُّنِيرًا
Ary ho mpiantso ho any amin’i Allah avy amin’ny alalany; ary toy ny jiro mpanazava.
47وَبَشِّرِ الْمُؤْمِنِينَ بِأَنَّ لَهُم مِّنَ اللَّهِ فَضْلًا كَبِيرًا
Ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino fa tena hahazo fahasoavana lehibe avy amin’i Allah izy ireo.
48وَلَا تُطِعِ الْكَافِرِينَ وَالْمُنَافِقِينَ وَدَعْ أَذَاهُمْ وَتَوَكَّلْ عَلَى اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ وَكِيلًا
Ary aoka ianao tsy hankatoa ireo tsy mpino sy ireo mpihatsaravelatsihy, avelao ny fanelingelenana ataon’izy ireo, ary ankino amin’i Allah ny fitokisanao fa Allah dia ampy ho mpiantoka.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
46Andininy
Fandikana — Al-Ahzab 46
Surah Al-Ahzab Andininy 46 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ho mpiantso ho any amin’i Allah avy amin’ny alalany;…Surah Andininy 46/73 — Surah Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahzab Henoy, Surah Al-Ahzab Fandikana, Surah Al-Ahzab mp3, Surah Al-Ahzab pdf. Andininy 44–48. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Al-Ahzab
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


