Al-Ahzab · 47/73
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahzab
وَبَشِّرِ الْمُؤْمِنِينَ بِأَنَّ لَهُم مِّنَ اللَّهِ فَضْلًا كَبِيرًا ۝٤٧
Wa bashshiril mu`mineena bi annna lahum minal laahi fadlan kabeera
📖 Dikany Malagasy
Ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino fa tena hahazo fahasoavana lehibe avy amin’i Allah izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 45-49 — Surah Al-Ahzab

45يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ إِنَّا أَرْسَلْنَاكَ شَاهِدًا وَمُبَشِّرًا وَنَذِيرًا
Ry Mpaminany (Mohammad)! Izahay dia nandefa anao ho vavolombelona, sy mpilaza vaovao mahafaly, ary mpampitandrina.
46وَدَاعِيًا إِلَى اللَّهِ بِإِذْنِهِ وَسِرَاجًا مُّنِيرًا
Ary ho mpiantso ho any amin’i Allah avy amin’ny alalany; ary toy ny jiro mpanazava.
47وَبَشِّرِ الْمُؤْمِنِينَ بِأَنَّ لَهُم مِّنَ اللَّهِ فَضْلًا كَبِيرًا
Ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino fa tena hahazo fahasoavana lehibe avy amin’i Allah izy ireo.
48وَلَا تُطِعِ الْكَافِرِينَ وَالْمُنَافِقِينَ وَدَعْ أَذَاهُمْ وَتَوَكَّلْ عَلَى اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ وَكِيلًا
Ary aoka ianao tsy hankatoa ireo tsy mpino sy ireo mpihatsaravelatsihy, avelao ny fanelingelenana ataon’izy ireo, ary ankino amin’i Allah ny fitokisanao fa Allah dia ampy ho mpiantoka.
49يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا إِذَا نَكَحْتُمُ الْمُؤْمِنَاتِ ثُمَّ طَلَّقْتُمُوهُنَّ مِن قَبْلِ أَن تَمَسُّوهُنَّ فَمَا لَكُمْ عَلَيْهِنَّ مِنْ عِدَّةٍ تَعْتَدُّونَهَا ۖ فَمَتِّعُوهُنَّ وَسَرِّحُوهُنَّ سَرَاحًا جَمِيلًا
Ô Ianareo izay mino ! Raha manambady ireo vehivavy mpino ianareo, avy eo nisarahanareo alohan’ny niraisanareo tamin’izy ireny, dia tsy manana fe-potoana fiandrasana ianareo. Omenareo anjara fananana izy ireny, ary alefaso (amin’ny fisarahana) tsy misy arakaraka izy ireo.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 47

Surah Al-Ahzab Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino fa tena hahazo fahasoavana…

Surah Andininy 47/73 — Surah Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahzab Henoy, Surah Al-Ahzab Fandikana, Surah Al-Ahzab mp3, Surah Al-Ahzab pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers