Al-Ahzab · 57/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
إِنَّ الَّذِينَ يُؤْذُونَ اللَّهَ وَرَسُولَهُ لَعَنَهُمُ اللَّهُ فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ وَأَعَدَّ لَهُمْ عَذَابًا مُّهِينًا ۝٥٧
Innal lazeena yu`zoonal laaha wa Rasoolahoo la`anahumul laahu fid dunyaa wal Aakhirati wa a`adda lahum `azaabam muheenaa
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ireo izay manafintohina an’ i Allah sy ny Irany, dia manozona azy ireo Allah, ety an-tany sy any an-koatra, ary manomana ho azy ireo ny famaizana manalabaraka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 55-59 — Al-Ahzab

55لَّا جُنَاحَ عَلَيْهِنَّ فِي آبَائِهِنَّ وَلَا أَبْنَائِهِنَّ وَلَا إِخْوَانِهِنَّ وَلَا أَبْنَاءِ إِخْوَانِهِنَّ وَلَا أَبْنَاءِ أَخَوَاتِهِنَّ وَلَا نِسَائِهِنَّ وَلَا مَا مَلَكَتْ أَيْمَانُهُنَّ ۗ وَاتَّقِينَ اللَّهَ ۚ إِنَّ اللَّهَ كَانَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدًا
Tsy misy fanakianana ho azy ireo (ny miseho tsy mirakotra) eo anatrehan’ireo rain’izy ireo, na ireo zanakalahin’izy ireo, na ireo anadahin’izy ireo, na ireo zanakalahin’ny anadahin’izy ireo, na ireo zanakalahin’ny rahavavin’izy ireo, na ireo vehivavin’izy ireo, na ireo andevo izay ananan’izy ireo. Aoka hatahotra an’i Allah ianareo. Tena marina fa Allah dia vavolombelon’ny zava-drehetra.
56إِنَّ اللَّهَ وَمَلَائِكَتَهُ يُصَلُّونَ عَلَى النَّبِيِّ ۚ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا صَلُّوا عَلَيْهِ وَسَلِّمُوا تَسْلِيمًا
Tena marina fa Allah sy ireo Anjeliny dia mitahy an’ny Mpaminany; ô ianareo izay mino! Mangataha fitahiana ho azy, ary mangataha fiadanana ho azy ianareo.
57إِنَّ الَّذِينَ يُؤْذُونَ اللَّهَ وَرَسُولَهُ لَعَنَهُمُ اللَّهُ فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ وَأَعَدَّ لَهُمْ عَذَابًا مُّهِينًا
Tena marina fa ireo izay manafintohina an’ i Allah sy ny Irany, dia manozona azy ireo Allah, ety an-tany sy any an-koatra, ary manomana ho azy ireo ny famaizana manalabaraka.
58وَالَّذِينَ يُؤْذُونَ الْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ بِغَيْرِ مَا اكْتَسَبُوا فَقَدِ احْتَمَلُوا بُهْتَانًا وَإِثْمًا مُّبِينًا
Ary ireo izay manafintohina an’ireo mpino lahy sy ireo mpino vavy, tsy amin’ny hadisoana izay mendrika hanenjehana azy ireo, dia efa mizaka lainga be vava sy fahotana miharihary izy ireo.
59يَا أَيُّهَا النَّبِيُّ قُل لِّأَزْوَاجِكَ وَبَنَاتِكَ وَنِسَاءِ الْمُؤْمِنِينَ يُدْنِينَ عَلَيْهِنَّ مِن جَلَابِيبِهِنَّ ۚ ذَٰلِكَ أَدْنَىٰ أَن يُعْرَفْنَ فَلَا يُؤْذَيْنَ ۗ وَكَانَ اللَّهُ غَفُورًا رَّحِيمًا
Ô ry Mpaminany ! Teneno amin’ireo vadinao sy ireo zanakao vavy, ary ireo vadin’ireo mpino, mba hampidina ny lamba fisaronan’izy ireo (voalin’izy ireo) amin’ny tenany; izany no haingana kokoa hamantarana azy ireo ka tsy ho voaelingelina, ary Allah dia be Famelan-keloka sy be Indrafo.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
57Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 57

Surah Al-Ahzab Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ireo izay manafintohina an’ i Allah sy…

Surah Andininy 57/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers