Az-Zumar · 11/75
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zumar
قُلْ إِنِّي أُمِرْتُ أَنْ أَعْبُدَ اللَّهَ مُخْلِصًا لَّهُ الدِّينَ ۝١١
Qul inneee umirtu an a`budal laaha mukhlisal lahud deen
📖 Dikany Malagasy
Ka lazao hoe : “ Voadidy hanompo an’I Allah tokoa aho, ka hivavaka Aminy irery ihany,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 9-13 — Surah Az-Zumar

9أَمَّنْ هُوَ قَانِتٌ آنَاءَ اللَّيْلِ سَاجِدًا وَقَائِمًا يَحْذَرُ الْآخِرَةَ وَيَرْجُو رَحْمَةَ رَبِّهِ ۗ قُلْ هَلْ يَسْتَوِي الَّذِينَ يَعْلَمُونَ وَالَّذِينَ لَا يَعْلَمُونَ ۗ إِنَّمَا يَتَذَكَّرُ أُولُو الْأَلْبَابِ
Izay mifantoka amin’ny fivavahana, mandritra ny alina, miankohaka sy mitsangana, mitandrina ny any ankoatra, ary manantena ny famindram-pon’I Tompony. Lazao hoe: “Moa mitovy ve ireo izay mahalala sy tsy mahalala?”. Hamafisina, fa ireo manan-tsaina mahiratra ihany no mahatsiaro izany.
10قُلْ يَا عِبَادِ الَّذِينَ آمَنُوا اتَّقُوا رَبَّكُمْ ۚ لِلَّذِينَ أَحْسَنُوا فِي هَٰذِهِ الدُّنْيَا حَسَنَةٌ ۗ وَأَرْضُ اللَّهِ وَاسِعَةٌ ۗ إِنَّمَا يُوَفَّى الصَّابِرُونَ أَجْرَهُم بِغَيْرِ حِسَابٍ
Lazao hoe : “ Ô ry mpanompoko izay mino! Aoka ianareo hatahotra ny Tomponareo ” Izay manao fahatsarana eto an-tany dia hahazo valisoa tsara. Midadasika ny tanin’I Allah, ary hamafisina, fa homena valisoa tsy voatanisa ireo manam-paharetana.
11قُلْ إِنِّي أُمِرْتُ أَنْ أَعْبُدَ اللَّهَ مُخْلِصًا لَّهُ الدِّينَ
Ka lazao hoe : “ Voadidy hanompo an’I Allah tokoa aho, ka hivavaka Aminy irery ihany,
12وَأُمِرْتُ لِأَنْ أَكُونَ أَوَّلَ الْمُسْلِمِينَ
Ary nodidiana mba ho voalohany amin’ireo mpankato aho .
13قُلْ إِنِّي أَخَافُ إِنْ عَصَيْتُ رَبِّي عَذَابَ يَوْمٍ عَظِيمٍ
Teneno hoe : “ Tena matahotra aho, raha tsy mankatò ny Tompoko aho, ny sazy amin’ny andro lehibe".
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Az-Zumar 11

Surah Az-Zumar Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka lazao hoe : “ Voadidy hanompo an’I Allah tokoa…

Surah Andininy 11/75 — Surah Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zumar Henoy, Surah Az-Zumar Fandikana, Surah Az-Zumar mp3, Surah Az-Zumar pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers