Ad-Dukhan · 33/59
Fandikana Fanononana — Ad-Dukhan
وَآتَيْنَاهُم مِّنَ الْآيَاتِ مَا فِيهِ بَلَاءٌ مُّبِينٌ ٣٣
Transliteration
Wa aatainaahum minal aayaati maa feehi balaaa`um mubeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ka nitondranay fahagagana izy ireo, izay misy fitsapana miharihary ho azy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 31-35 — Ad-Dukhan
31مِن فِرْعَوْنَ ۚ إِنَّهُ كَانَ عَالِيًا مِّنَ الْمُسْرِفِينَ
Tamin’i Faraona, izay mpanambon'ny tena, isan’ireo mpanao ny tafahoatra.
32وَلَقَدِ اخْتَرْنَاهُمْ عَلَىٰ عِلْمٍ عَلَى الْعَالَمِينَ
Hamafisina, fa nofidiay teo anivon’izao tontolo izao izy ireo tamim-pahalalana tanteraka.
33وَآتَيْنَاهُم مِّنَ الْآيَاتِ مَا فِيهِ بَلَاءٌ مُّبِينٌ
Ka nitondranay fahagagana izy ireo, izay misy fitsapana miharihary ho azy.
34إِنَّ هَٰؤُلَاءِ لَيَقُولُونَ
Milaza izy ireny (mponin'i Makkat) hoe:
35إِنْ هِيَ إِلَّا مَوْتَتُنَا الْأُولَىٰ وَمَا نَحْنُ بِمُنشَرِينَ
Tsy misy afa-tsy ny fahafatesana iray voalohany ihany ho anay. Ary tsy hatsangana amin’ny maty izahay.
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
33Andininy
Fandikana — Ad-Dukhan 33
Surah Ad-Dukhan Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nitondranay fahagagana izy ireo, izay misy fitsapana miharihary ho…Surah Andininy 33/59 — Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ad-Dukhan Henoy, Ad-Dukhan Fandikana, Ad-Dukhan mp3, Ad-Dukhan pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








