Al-Ahqaf · 29/35
Fandikana Fanononana — Al-Ahqaf
وَإِذْ صَرَفْنَا إِلَيْكَ نَفَرًا مِّنَ الْجِنِّ يَسْتَمِعُونَ الْقُرْآنَ فَلَمَّا حَضَرُوهُ قَالُوا أَنصِتُوا ۖ فَلَمَّا قُضِيَ وَلَّوْا إِلَىٰ قَوْمِهِم مُّنذِرِينَ ٢٩
Transliteration
Wa iz sarafinaaa ilaika nafaram minal jinni yastami`oonal Quraana falammaa hadaroohu qaalooo ansitoo falammaa qudiya wallaw ilaa qawmihim munzireen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsarovy, tamin’ny nandefasanay andian'ny Djiny teo aminao mba hihaino ny Koroany. Rehefa tonga teo izy ireo, dia niteny hoe : “Henoinareo tsara.” Ary rehefa tapitra izany, dia niverina teo amin’ny vahoakany ho mpampitandrina izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 27-31 — Al-Ahqaf
27وَلَقَدْ أَهْلَكْنَا مَا حَوْلَكُم مِّنَ الْقُرَىٰ وَصَرَّفْنَا الْآيَاتِ لَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Nopotehinay tokoa ireo tanàna manodidina anareo, ary nataonay isan-karazany ireo famantarana mba hiverenan’izy ireo (amin’I Allah).
28فَلَوْلَا نَصَرَهُمُ الَّذِينَ اتَّخَذُوا مِن دُونِ اللَّهِ قُرْبَانًا آلِهَةً ۖ بَلْ ضَلُّوا عَنْهُمْ ۚ وَذَٰلِكَ إِفْكُهُمْ وَمَا كَانُوا يَفْتَرُونَ
Nahoana no tsy mamonjy azy ireo izay nalainy ankoatran'I Allah, ho Tompo hanakaikezana Azy ? Nandao azy izy ireo, izany no fisandohana ataony, sy lainga foroniny.
29وَإِذْ صَرَفْنَا إِلَيْكَ نَفَرًا مِّنَ الْجِنِّ يَسْتَمِعُونَ الْقُرْآنَ فَلَمَّا حَضَرُوهُ قَالُوا أَنصِتُوا ۖ فَلَمَّا قُضِيَ وَلَّوْا إِلَىٰ قَوْمِهِم مُّنذِرِينَ
Tsarovy, tamin’ny nandefasanay andian'ny Djiny teo aminao mba hihaino ny Koroany. Rehefa tonga teo izy ireo, dia niteny hoe : “Henoinareo tsara.” Ary rehefa tapitra izany, dia niverina teo amin’ny vahoakany ho mpampitandrina izy ireo.
30قَالُوا يَا قَوْمَنَا إِنَّا سَمِعْنَا كِتَابًا أُنزِلَ مِن بَعْدِ مُوسَىٰ مُصَدِّقًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ يَهْدِي إِلَى الْحَقِّ وَإِلَىٰ طَرِيقٍ مُّسْتَقِيمٍ
Dia hoy izy ireo : “Ry vahoakanay ! Avy nahare Boky iray nampidinina taorian’i Mosesy izahay, manamarina izay teo alohany. Mitarika ho amin’ny fahamarinana izany, sy ho amin’ny lalana mahitsy."
31يَا قَوْمَنَا أَجِيبُوا دَاعِيَ اللَّهِ وَآمِنُوا بِهِ يَغْفِرْ لَكُم مِّن ذُنُوبِكُمْ وَيُجِرْكُم مِّنْ عَذَابٍ أَلِيمٍ
Ry vahoakanay ! Valio ny antson’ilay mpitory tenin’Allah, ary aoka ianareo hino Azy. Hamela ny fahotanareo I Allah, ary hiaro anareo amin’ny famaizana mamirifiry.
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
29Andininy
Fandikana — Al-Ahqaf 29
Surah Al-Ahqaf Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsarovy, tamin’ny nandefasanay andian'ny Djiny teo aminao mba hihaino ny…Surah Andininy 29/35 — Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahqaf Henoy, Al-Ahqaf Fandikana, Al-Ahqaf mp3, Al-Ahqaf pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








