Al-Qamar · 17/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ ١٧
Transliteration
Wa laqad yassamal Quraana liz zikri fahal mimmuddakir
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra va ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 15-19 — Al-Qamar
15وَلَقَد تَّرَكْنَاهَا آيَةً فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Ary navelanay ho toy ny famantarana izany mba misy mieritreritra va ?
16فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Manao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako ?
17وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra va ?
18كَذَّبَتْ عَادٌ فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Niampanga azy ho mpandainga ireo Aad. Nanao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako ?
19إِنَّا أَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ رِيحًا صَرْصَرًا فِي يَوْمِ نَحْسٍ مُّسْتَمِرٍّ
Nandefasanay rivo-mahery sady mamirifiry izy ireo, tamin’ny tonon’andro ratsy, tsy nanam-pahataperana.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
17Andininy
Fandikana — Al-Qamar 17
Surah Al-Qamar Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra…Surah Andininy 17/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








