Al-Qamar · 18/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
كَذَّبَتْ عَادٌ فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ ۝١٨
Kazzabat `Aadun fakaifa kaana `azaabee wa nuzur
📖 Dikany Malagasy
Niampanga azy ho mpandainga ireo Aad. Nanao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 16-20 — Al-Qamar

16فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Manao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako ?
17وَلَقَدْ يَسَّرْنَا الْقُرْآنَ لِلذِّكْرِ فَهَلْ مِن مُّدَّكِرٍ
Nataonay ho mora dinihina tokoa ny Koroany. Mba misy mieritreritra va ?
18كَذَّبَتْ عَادٌ فَكَيْفَ كَانَ عَذَابِي وَنُذُرِ
Niampanga azy ho mpandainga ireo Aad. Nanao ahoana ny famaizako sy ny fampitandremako ?
19إِنَّا أَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ رِيحًا صَرْصَرًا فِي يَوْمِ نَحْسٍ مُّسْتَمِرٍّ
Nandefasanay rivo-mahery sady mamirifiry izy ireo, tamin’ny tonon’andro ratsy, tsy nanam-pahataperana.
20تَنزِعُ النَّاسَ كَأَنَّهُمْ أَعْجَازُ نَخْلٍ مُّنقَعِرٍ
Nongotany tahaka ny vodin-kazona palma miala amin’ny vahany ny olona.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Qamar 18

Surah Al-Qamar Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niampanga azy ho mpandainga ireo Aad. Nanao ahoana ny famaizako…

Surah Andininy 18/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers