Ar-Rahman · 30/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝٣٠
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 28-32 — Ar-Rahman

28فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
29يَسْأَلُهُ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ كُلَّ يَوْمٍ هُوَ فِي شَأْنٍ
Mitalaho Aminy, ireo izay any an-danitra sy ety an-tany. Isan’andro dia manao zavatra vaovao Izy.
30فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
31سَنَفْرُغُ لَكُمْ أَيُّهَ الثَّقَلَانِ
Hitsara anareo tsy ho ela Izahay ry olombelona sy djiny.
32فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
30Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 30

Surah Ar-Rahman Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo…

Surah Andininy 30/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers