Ar-Rahman · 31/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
سَنَفْرُغُ لَكُمْ أَيُّهَ الثَّقَلَانِ ۝٣١
Sanafrughu lakum ayyuhas saqalaan
📖 Dikany Malagasy
Hitsara anareo tsy ho ela Izahay ry olombelona sy djiny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 29-33 — Ar-Rahman

29يَسْأَلُهُ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ كُلَّ يَوْمٍ هُوَ فِي شَأْنٍ
Mitalaho Aminy, ireo izay any an-danitra sy ety an-tany. Isan’andro dia manao zavatra vaovao Izy.
30فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
31سَنَفْرُغُ لَكُمْ أَيُّهَ الثَّقَلَانِ
Hitsara anareo tsy ho ela Izahay ry olombelona sy djiny.
32فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
33يَا مَعْشَرَ الْجِنِّ وَالْإِنسِ إِنِ اسْتَطَعْتُمْ أَن تَنفُذُوا مِنْ أَقْطَارِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ فَانفُذُوا ۚ لَا تَنفُذُونَ إِلَّا بِسُلْطَانٍ
Ry djiny sy ny olombelona ! Raha afaka mivoaka ivelan’ny sehatry ny lanitra sy ny tany ianareo, dia ataovy. Fa tsy afaka ny hivoaka ao ianareo, raha tsy amin’ny alalan’ny fahefana tsy manam-petra.
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
31Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 31

Surah Ar-Rahman Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hitsara anareo tsy ho ela Izahay ry olombelona sy djiny.

Surah Andininy 31/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers