Al-Hashr · 4/24
Fandikana Fanononana — Al-Hashr
ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ شَاقُّوا اللَّهَ وَرَسُولَهُ ۖ وَمَن يُشَاقِّ اللَّهَ فَإِنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ ۝٤
Zaalika bi annahum shaaqqul laaha wa Rasoolahoo wa many yushaaaqqil laaha fa innal laaha shadeedul-`iqaab
📖 Dikany Malagasy
Izany no izy, satria manohitra an’I Allah sy ny irany izy ireo ary na iza na iza manohitra an’I Allah dia hamafisina, fa mafy sazy tokoa Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Al-Hashr

2هُوَ الَّذِي أَخْرَجَ الَّذِينَ كَفَرُوا مِنْ أَهْلِ الْكِتَابِ مِن دِيَارِهِمْ لِأَوَّلِ الْحَشْرِ ۚ مَا ظَنَنتُمْ أَن يَخْرُجُوا ۖ وَظَنُّوا أَنَّهُم مَّانِعَتُهُمْ حُصُونُهُم مِّنَ اللَّهِ فَأَتَاهُمُ اللَّهُ مِنْ حَيْثُ لَمْ يَحْتَسِبُوا ۖ وَقَذَفَ فِي قُلُوبِهِمُ الرُّعْبَ ۚ يُخْرِبُونَ بُيُوتَهُم بِأَيْدِيهِمْ وَأَيْدِي الْمُؤْمِنِينَ فَاعْتَبِرُوا يَا أُولِي الْأَبْصَارِ
Izy no namoaka izay tsy nino tao amin’ny tranon’izy ireo, tamin’ireo olon’ny Boky, tamin’ny famoriana voalohany. Tsy noheverinareo handeha izy ireo, ary nihevitra izy ireo, fa niaro azy amin’I Allah ny toeram-pialofany, saingy tonga teo amin’izy ireo tamin’ny tsy nampoiziny ny didin'I Allah, ka nampiditra horohoro tao am-pony. Ny tanan’izy ireo ihany, sy ny tanan’ireo mpino no nandrodana ny tranony. Makà anatra amin’izany ianareo ry nomena fahiratana.
3وَلَوْلَا أَن كَتَبَ اللَّهُ عَلَيْهِمُ الْجَلَاءَ لَعَذَّبَهُمْ فِي الدُّنْيَا ۖ وَلَهُمْ فِي الْآخِرَةِ عَذَابُ النَّارِ
Fa raha tsy efa nodidin’I Allah mialoha ny fialan’izy ireo tamin’ny taniny, dia nosaziany teto an-tany tokoa izy ireo, ary hahazo famaizan’ny afo any ankoatra.
4ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ شَاقُّوا اللَّهَ وَرَسُولَهُ ۖ وَمَن يُشَاقِّ اللَّهَ فَإِنَّ اللَّهَ شَدِيدُ الْعِقَابِ
Izany no izy, satria manohitra an’I Allah sy ny irany izy ireo ary na iza na iza manohitra an’I Allah dia hamafisina, fa mafy sazy tokoa Allah.
5مَا قَطَعْتُم مِّن لِّينَةٍ أَوْ تَرَكْتُمُوهَا قَائِمَةً عَلَىٰ أُصُولِهَا فَبِإِذْنِ اللَّهِ وَلِيُخْزِيَ الْفَاسِقِينَ
Izay hazo na palma notapahanareo na izay navelanareo hitsangana amin’ny vahatrany, dia alalana avy amin’I Allah izany, ary mba hanalany baraka ireo ratsy fitondran-tena.
6وَمَا أَفَاءَ اللَّهُ عَلَىٰ رَسُولِهِ مِنْهُمْ فَمَا أَوْجَفْتُمْ عَلَيْهِ مِنْ خَيْلٍ وَلَا رِكَابٍ وَلَٰكِنَّ اللَّهَ يُسَلِّطُ رُسُلَهُ عَلَىٰ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Ireo harena no baboina avy amin’ny fananan’izy ireo, ka natolotr’I Allah ny irany tsy nisy ady, ary tsy nampiasanareo soavaly na rameva, fa omen’I Allah ireo irany kosa ny fifehezana amin’izay tiany ary mahefa ny zavatra rehetra Izy.
Al-HashrFizahan-takila Koraña
24Andininy
MedinanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Hashr 4

Surah Al-Hashr Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no izy, satria manohitra an’I Allah sy ny irany…

Surah Andininy 4/24 — Al-Hashr الحشر (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hashr Henoy, Al-Hashr Fandikana, Al-Hashr mp3, Al-Hashr pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers