Al-An'am · 119/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَمَا لَكُمْ أَلَّا تَأْكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ وَقَدْ فَصَّلَ لَكُم مَّا حَرَّمَ عَلَيْكُمْ إِلَّا مَا اضْطُرِرْتُمْ إِلَيْهِ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا لَّيُضِلُّونَ بِأَهْوَائِهِم بِغَيْرِ عِلْمٍ ۗ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ بِالْمُعْتَدِينَ ۝١١٩
Wa maa lakum allaa taakuloo mimmaa zukirasmul laahi `alaihi wa qad fassala lakum maa harrama `alaikum illaa mad turirtum ilaih; wa inna kaseeral la yudilloona bi ahwaaa`ihim bighairi `ilm; inna Rabbaka Huwa a`lamu bilmu`tadeen
📖 Dikany Malagasy
Ary nahoana ianareo no tsy mihinana izay nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ? Ary efa nohazavany taminareo amin’ny antsipiriany izay nandrarany anareo, afa-tsy amin’izay tsy azo anoharana ka nahatery anareo. Ary tena maro ireo mamery olona, amin’ny alalan’ny hetahetam-pony, tsy amim-pahalalana. Ary tena marina fa ny Tomponao, Izy no tena Mahalala ireo izay mpandika lalàna.

🎧 Henoy


📜 Andininy 117-121 — Al-An'am

117إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ مَن يَضِلُّ عَن سَبِيلِهِ ۖ وَهُوَ أَعْلَمُ بِالْمُهْتَدِينَ
Tena marina fa ny Tomponao no Mahalala izay miala amin’ny lalany, ary Izy ihany koa no Mahalala ireo izay voatari-dalana.
118فَكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ إِن كُنتُم بِآيَاتِهِ مُؤْمِنِينَ
Aoka ianareo hihinana amin’izay nanononana ny anaran’I Allah raha toa ka mpino ireo fanambarany ianareo.
119وَمَا لَكُمْ أَلَّا تَأْكُلُوا مِمَّا ذُكِرَ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ وَقَدْ فَصَّلَ لَكُم مَّا حَرَّمَ عَلَيْكُمْ إِلَّا مَا اضْطُرِرْتُمْ إِلَيْهِ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا لَّيُضِلُّونَ بِأَهْوَائِهِم بِغَيْرِ عِلْمٍ ۗ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ أَعْلَمُ بِالْمُعْتَدِينَ
Ary nahoana ianareo no tsy mihinana izay nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ? Ary efa nohazavany taminareo amin’ny antsipiriany izay nandrarany anareo, afa-tsy amin’izay tsy azo anoharana ka nahatery anareo. Ary tena maro ireo mamery olona, amin’ny alalan’ny hetahetam-pony, tsy amim-pahalalana. Ary tena marina fa ny Tomponao, Izy no tena Mahalala ireo izay mpandika lalàna.
120وَذَرُوا ظَاهِرَ الْإِثْمِ وَبَاطِنَهُ ۚ إِنَّ الَّذِينَ يَكْسِبُونَ الْإِثْمَ سَيُجْزَوْنَ بِمَا كَانُوا يَقْتَرِفُونَ
Ary hialanareo ny fahotana miharihary sy ny miafina, tena marina fa ireo izay manao ny fahotana dia ho valiana arak'izay nataony izy.
121وَلَا تَأْكُلُوا مِمَّا لَمْ يُذْكَرِ اسْمُ اللَّهِ عَلَيْهِ وَإِنَّهُ لَفِسْقٌ ۗ وَإِنَّ الشَّيَاطِينَ لَيُوحُونَ إِلَىٰ أَوْلِيَائِهِمْ لِيُجَادِلُوكُمْ ۖ وَإِنْ أَطَعْتُمُوهُمْ إِنَّكُمْ لَمُشْرِكُونَ
Ary aza mihinana amin’izay tsy nanononana ny anaran’I Allah teo aminy ianareo, izany dia tena ratsy, ary marina fa ireo Satana dia mampita hafatra amin’ireo sakaizany mba hiadian’izy ireo hevitra aminareo. Ary raha mankatò azy ireo ianareo dia tena mpanompo sampy tokoa.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
119Andininy

Fandikana — Al-An'am 119

Surah Al-An'am Andininy 119 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nahoana ianareo no tsy mihinana izay nanononana ny anaran’I…

Surah Andininy 119/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 117–121. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers